Mada Fiara Be

Call Directions Contact the business

Mada Fiara Be Vente de pièces détachées pour poids lourds en GROS et DETAIL

BOUDIN CABINE AV PREMIUM 🔧🚛Ny kalitao no laharam-pahamehana! 💯
28/10/2026

BOUDIN CABINE AV PREMIUM 🔧🚛
Ny kalitao no laharam-pahamehana! 💯

Ho an’ny kamiao sy benne, ny kalitao no antoky ny faharetana! 🔩💙Fidio ny kojakoja mifanaraka amin’ny filanao mba hanamor...
22/10/2026

Ho an’ny kamiao sy benne, ny kalitao no antoky ny faharetana! 🔩💙

Fidio ny kojakoja mifanaraka amin’ny filanao mba hanamora ny asa sy hanampy amin’ny faharetan’ny fitaovana. 🛠️🚚

🚛 TURBINE DAF XF, natao hiatrika ny lalana!Ny kalitao no antoky ny fahombiazana! Turbine DAF XF, singa manan-danja amin’...
15/10/2026

🚛 TURBINE DAF XF, natao hiatrika ny lalana!
Ny kalitao no antoky ny fahombiazana! Turbine DAF XF, singa manan-danja amin’ny fiasan’ny moteran’ny camion anao.

🚛 MOYEU RENAULT PREMIUM AXE 70 🚛Ho an’izay mitady moyeu Renault Premium Axe 70, ity no mety aminao!Pièce tsara kalitao, ...
06/10/2026

🚛 MOYEU RENAULT PREMIUM AXE 70 🚛
Ho an’izay mitady moyeu Renault Premium Axe 70, ity no mety aminao!
Pièce tsara kalitao, matanjaka ary natao ho an’ny camion Renault Premium.

📍 Behoririka – En face COSMOS
📍 Ankazomanga – Boulevard de l’Europe, IVX 93 Y Ankazomanga
📞 034 11 051 50 / 034 02 051 52

👉Safidio ny 𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐬𝐲 𝐞́𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐧𝐞 𝐑𝐕𝐈 ho an’ny fampandehanana tsara sy azo antoka kokoa a ny camion-nao. 🚛Aza mi...
01/10/2026

👉Safidio ny 𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐬𝐲 𝐞́𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐧𝐞 𝐑𝐕𝐈 ho an’ny fampandehanana tsara sy azo antoka kokoa a ny camion-nao. 🚛
Aza misalasala mandefa commande na manatona anay mivantana! ✅Behoririka – en face COSMOS
✅ Ankazomanga – Boulevard de l’Europe IVX 93 Y ANKAZOMANGA
📞 Antsoy izahay: 034 11 051 50 / 034 02 051 52

𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐑𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐀𝐜𝐭𝐫𝐨𝐬 🚛🔧𝐊𝐚𝐥𝐢𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚!Mitady pièces détachées ho an’ny poids lourds ve ianao?Aza...
23/09/2026

𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐑𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐀𝐜𝐭𝐫𝐨𝐬 🚛🔧
𝐊𝐚𝐥𝐢𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚!
Mitady pièces détachées ho an’ny poids lourds ve ianao?
Aza misalasala mandefa commande na manatona anay mivantana! 📦✅
Behoririka – en face COSMOS
📍 Ankazomanga – Boulevard de l’Europe
➡️ IVX 93 Y ANKAZOMANGA

📞 Antsoy izahay:
034 11 051 50 / 034 02 051 52

𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐫𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐀𝐜𝐭𝐫𝐨𝐬, 𝐤𝐚𝐥𝐢𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚!Aza misalasala mandefa commande na manatona anay raha mitad...
11/09/2026

𝐂𝐨𝐦𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐫𝐞́𝐝𝐮𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐀𝐜𝐭𝐫𝐨𝐬, 𝐤𝐚𝐥𝐢𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚, 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚!
Aza misalasala mandefa commande na manatona anay raha mitady pièces ho an’ny poids lourds ianao
✅Behoririka (en face COSMOS)
✅Ankazomanga (Boulevard de l’Europe) IVX 93 Y ANKAZOMANGA
Antsoy avy hatrany 034 11 051 50 / 034 02 051 52

Ny compresseur Renault DXi dia natao hiantohana ny fiasan’ny rafitra rivotra ao amin’ny fiara amin’ny fomba mahomby sy a...
04/09/2026

Ny compresseur Renault DXi dia natao hiantohana ny fiasan’ny rafitra rivotra ao amin’ny fiara amin’ny fomba mahomby sy azo itokisana.
Raha toa ka mitady compresseur Renault DXi ianao, dia manatòna mivantana aty aminay:
✅Behoririka (en face COSMOS)
✅Ankazomanga (Boulevard de l’Europe) IVX 93 Y ANKAZOMANGA
Antsoy avy hatrany 034 11 051 50 / 034 02 051 52

🚛 TURBINE RENAULT 340 — HERY SY FAHARETANA! 🔧🔥Mitady turbine ho an’ny Renault 340 ve ianao?📩 Mifandraisa aminay raha mil...
28/08/2026

🚛 TURBINE RENAULT 340 — HERY SY FAHARETANA! 🔧🔥
Mitady turbine ho an’ny Renault 340 ve ianao?
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana
Ny toerana misy anay:
Behoririka (en face COSMOS)
Ankazomanga (Boulevard de l’Europe) IVX 93 Y ANKAZOMANGA
Antsoy avy hatrany 034 11 051 50 / 034 02 051 52

Mitady pièces détachées ho an’ny DAF🚛ve ianao?Eto aminay dia misy ny Commande gamme DAF, natao hanampiana anao amin’ny f...
17/08/2026

Mitady pièces détachées ho an’ny DAF🚛ve ianao?
Eto aminay dia misy ny Commande gamme DAF, natao hanampiana anao amin’ny fikojakojana sy fanamboarana ny camionao.
Ny toerana misy anay:
✅Behoririka (en face COSMOS)
✅Ankazomanga (Boulevard de l’Europe) IVX 93 Y ANKAZOMANGA
Antsoy avy hatrany 034 11 051 50 / 034 02 051 52

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30
Saturday 08:00 - 13:00

Telephone

+261345371725

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Fiara Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada Fiara Be:

Shortcuts

Share