Espace AUTO RN

Espace AUTO RN Ventes et Importations de pieces /vehicules en provenance d'Europe.

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵Ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola misy pièces hafa ka afak...
29/06/2026

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵
Ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola misy pièces hafa ka afaka manontany izay ilaina ianareo 😀
Avaradoha près station Total ny tsena
Ireto avy ny moteur misy
Peugeot & Citroën=> Tu diesel 1,5(atao pour pièces)/ Xud 1.6/Hdi 2L/TD 12/ 2,5l Boxer/Jumper / Tu carbu/ motera matory 205
Fiat =>1,9diesel
Opel =>1.7 diesel tsotra / 2,2 Zafira
Renault => 1,5 DCI/1.9DCI/2,2DT/ 1,6 16s ess
Volkswagen=> 1,4Tdi Seat
BMW=> 325 TDS(maty joint de culasse)/320d complet
Moteur 3cv /visa
Imamo Utilitaires
📱 0343635615

Salama daholo 😁e  akoatran'ny moteur dia misy pitsopitsony kely be dia be ato aminay an 😁aza misalasala manontany ary e ...
25/02/2026

Salama daholo 😁e akoatran'ny moteur dia misy pitsopitsony kely be dia be ato aminay an 😁aza misalasala manontany ary e 🎉
Ireto izao sy e
Peugeot &Renault&Citroen&Bmw&Sns e jereo eo @ sary izay mety aminareo de alefaso mp
Imamo Utilitaires
0343635615
Avaradoha près station Total ny tsena
😁

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵Ireto ary ny arrivage ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola mi...
28/01/2026

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵
Ireto ary ny arrivage ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola misy pièces hafa ka afaka manontany izay ilaina ianareo 😀
Avaradoha près station Total ny tsena
Ireto avy ny moteur misy
Peugeot & Citroën=> Tu diesel 1,5/ Xud 1.6/ DW8/Hdi 2L/TD 12/ 2,5l Boxer/Jumper / Tu carbu/ motera matory 205
Fiat =>1,9diesel
Opel =>1.7 diesel tsotra / 2,2 Zafira
Renault => 1,5 DCI/1.9DCI/2,2DT/2,5l Soafim Master .../ 1,6 16s /Super 5 70
Volkswagen=> 1,4Tdi Seat
BMW=> 325 TDS(maty joint de culasse)/320d complet
Moteur 3cv /visa
📱 0343635615
Imamo Utilitaires

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵Ireto ary ny arrivage ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola mi...
19/01/2026

Salama daholo e 💥🎉 occasion de France 🇨🇵
Ireto ary ny arrivage ho anareo mpitaiza Fiara. Karazany maro 😁ireo ary mbola misy pièces hafa ka afaka manontany izay ilaina ianareo 😀
Avaradoha près station Total ny tsena
-Moteur DW8 &D65&2,2L&320d&325TDS&1,4Tdi&tu carbu&....
-Malle arrière 306&golf 3&....
-Globe&Feu arrière
0343635615
Imamo Utilitaires

Ireto indray aloha ny rétroviseur Peugeot& Renault &Bmw&Golf&Opelaza adino mandalo fa betsaka pièces tonga amin'izao arr...
15/01/2026

Ireto indray aloha ny rétroviseur
Peugeot& Renault &Bmw&Golf&Opel
aza adino mandalo fa betsaka pièces tonga amin'izao arrivage izao
Imamo Utilitaires
Espace AUTO RN
0343635615

Salama daholo e 😁efa tonga ilay entana ka ireto avy aloha ny liste entana efa fantatra fa disponible-Moteur (DW8&1,9D&HD...
15/01/2026

Salama daholo e 😁efa tonga ilay entana ka ireto avy aloha ny liste entana efa fantatra fa disponible
-Moteur (DW8&1,9D&HDI&BMW 320D&325TDS&OPEL&FIAT(GOLF 4)
mbola betsaka pitsony fa tongava mijery 😁
Ireto ny Jiro disponible aloha hatreto
Avaradoha pres station total ny tsena 🎉🎉
0343635615
Imamo Utilitaires

13/01/2026

Efa lasa ty an 😁🎉🎉🎉
Imamo Utilitaires
0343635615

Salama e 🎉🎉efa miala any ny arrivage 😁fa aza taraiky e Peugeot& Renault & Citroën &Golf&Bmw...Imamo Utilitaires 03436356...
13/01/2026

Salama e 🎉🎉efa miala any ny arrivage 😁fa aza taraiky e
Peugeot& Renault & Citroën &Golf&Bmw...
Imamo Utilitaires
0343635615
Araho ny page
Rahariva ny dechargement 😁

Culasse d65 injecteur 1,5dci delphi Boite&Volant moteur& Plateaux &disque d'embrayage auto radio filtre gasoilMoteur srd...
02/12/2025

Culasse d65
injecteur 1,5dci delphi
Boite&Volant moteur& Plateaux &disque d'embrayage
auto radio
filtre gasoil
Moteur srdt complet
Disponible daholo
Avaradoha pres station total ny tsena 🎉
0343635615
Imamo Utilitaires

Piesy vitsivitsy sisa fa efa ho avy indray ny arrivage e 😁 hiezaka hanome fahafaham-po anareo foana @ qualité an'ny enta...
11/11/2025

Piesy vitsivitsy sisa fa efa ho avy indray ny arrivage e 😁 hiezaka hanome fahafaham-po anareo foana @ qualité an'ny entana. Sady efa afaka manafatra ihany koa izao.
aza adino mi #👍 ny page sy mi abonnée mba hanarahanareo tsy tapakanny entana izay tonga
Avaradoha pres station total ny tsena 🎉
0343635615 📱

Address

Avaradoha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 16:00

Telephone

+261343635615

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace AUTO RN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share