Po.Ki.Ma

Po.Ki.Ma Po.Ki.Ma est un atelier de confection en cuir, des réparations et ventes.

Malahelo ny Fo reraka ny saina Manaiky fandaharana Andriamanitra izahay , 😫🤕😭 Simba ny Cyclone 🌪️ Gezani ny Orinasanay P...
13/02/2026

Malahelo ny Fo reraka ny saina Manaiky fandaharana Andriamanitra izahay , 😫🤕😭
Simba ny Cyclone 🌪️ Gezani ny Orinasanay Po.ki.Ma

Mikatona am fotoana tsy voafetra ny Atelier

Milaza eto iany izahay . 😭😭

📣 034.73.383.58

Miarahaba, izahay ato @ Po.Ki.Ma Tamatave dia mitady bottier (Olona spécialisé am resaka conception na création ou fabri...
17/07/2025

Miarahaba, izahay ato @ Po.Ki.Ma Tamatave dia mitady bottier (Olona spécialisé am resaka conception na création ou fabrication sur mesure de chaussure na kappa vita en cuir) ☺️ Midira am Hafatra miafina Mp na miantso avy hatrany ny laharana tel :034.73.383.58 , 0324217682

Ny Orinasa kely nay Po.Ki.Ma dia faly Miarahaba anareo nahatratra ny taona 2024 . Enganie ity taona ity mba ho taona fen...
03/01/2024

Ny Orinasa kely nay Po.Ki.Ma dia faly Miarahaba anareo nahatratra ny taona 2024 .

Enganie ity taona ity mba ho taona feno fahasoavana sy fitahiana ho antsika .

Mirary ny soa sy Tsara hoantsika rehetra dia Mankasitra sahady ny am fanohananareo anay fa nareo zao no tena mpanohana anay feno dia feno .

Mankasitra re Tompoko ô

Iezaka izahay ny amokatra sy anatsara izahay efa niarahantsika nanao teto ka dia misoatra eee 👍👋

🇲🇬

Manao ny asa tanana vita Malagasy 🫡🇲🇬

Po.Ki.Ma  dia mirary fety Sambatra hoan’tsika mianakavy 💓🇲🇬
23/12/2023

Po.Ki.Ma dia mirary fety Sambatra hoan’tsika mianakavy 💓🇲🇬

Moccasin en cuir vita Malagasy 🇲🇬👣
21/12/2023

Moccasin en cuir vita Malagasy 🇲🇬👣

Kappa maivana an dehilahy am vidiny mirary ô 👣☝️Tongava mitsidika atelier. 🇲🇬📢 Vita Malagasy
19/12/2023

Kappa maivana an dehilahy am vidiny mirary ô 👣☝️

Tongava mitsidika atelier. 🇲🇬📢 Vita Malagasy

19/12/2023

Bonjour 👋 tongava maro fa mbola misi vitsy2 maromaro ilay kapa solde ô efa teo daholo ny olona naka ô ♥️🛍🇲🇬🌟👣

Io ndray ary ô Week-end ny andro d manao publication ariva ariva ny page 👏🇲🇬📢Kappa oditra Vrai cuir 📢👁 pour homme ndray ...
16/12/2023

Io ndray ary ô
Week-end ny andro d manao publication ariva ariva ny page 👏🇲🇬📢

Kappa oditra Vrai cuir 📢👁 pour homme ndray 😅😅 ( Teneno madame hoe zay ndray zao no mba ividinana we fa tsy nareo fona 😂👋 ) laingako Zany ee 😝

Standard ndray nefa misy pointure manomboka 38 a 43 🙂 mety amtsika Vehivavy ko mafatifaty Be io fa arrivage vo vita mintsy ♥️😍

Tongava aty am Atelier fa afa po daholo izahay naka teo
Am vidiny mirary reto a 🛍🎀 mandefa aminy faritra koa 🤩

Vita Malagasy 🇲🇬👋

Mangarivotra entre hôtel Melville et station essence Shell 👍☝️

Alefa aaaa 📢👁 aty daholo ndray alo maso eee 👋🇲🇬 Vita gasy kely Mafinaritra ♥️🥰 Portefeuille en Promotion Be araroty fa m...
14/12/2023

Alefa aaaa 📢👁 aty daholo ndray alo maso eee 👋🇲🇬
Vita gasy kely Mafinaritra ♥️🥰
Portefeuille en Promotion Be araroty fa ma Be sanjila vola io amzao fety zao 👋😝

Efa napanarahako Vavaka 🙏

Address

Route Melville
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Po.Ki.Ma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category