Saha-Fihary

Call Directions

Saha-Fihary đŸŒ± Agripreneuriat ‱ Alimentation Saine ‱ Environnement et climat ‱ Votre partenaire terrain

đŸ˜© Leo ny zanak'akoho maty mandritra ny iray volana voalohany?✅ Efa vitanay ho anao izany! Ity ny AKOHO KOMBO VONONA 🐔Zan...
05/10/2026

đŸ˜© Leo ny zanak'akoho maty mandritra ny iray volana voalohany?
✅ Efa vitanay ho anao izany! Ity ny AKOHO KOMBO VONONA 🐔

Zanak'akoho efa 1 volana, salama tsara, voafantina: raiso, fahano, amidio! 💰

🏆 NAHOANA NO SAHA-FIHARY?
✔ Azo antoka: efa nandalo ny iray volana sarotra indrindra
✔ Tsara karakara: ny salama tsara ihany no amidy
✔ Tsy mivarotra dia lasa: torolalana + fanaraha-maso amin'ny WhatsApp
✔ Mangarahara: tongava jereo alohan'ny hividiananao

â„č Kuroiler? Noho ny antony ara-teknika sy ara-pandaminana, mbola tsy misy amin'izao. Ny Kombo no mitovitovy aminy: miloko, mitombo haingana, tsara hena.

💰 15 000 Ar isaky ny zanak'akoho 1 volana
🎁 Maimaim-poana: torolalana ara-teknika + torohevitra
📩 Eo amin'ny 100 ihany no misy!
🛒 Tapitra? Mandidia mialoha ho an'ny andiany manaraka (misy avance)

📍 Antetezatoana, Toamasina II (tongan'ny tuk-tuk) – misy livraison
đŸ“Č 034 69 920 19
💬 Soraty "KOMBO" eto ambany đŸ“©

Izahay no manomana, ianao no mijinja.
đŸŒ± Mahavelona ny tany.

đŸŒ± Un projet agricole Ă  lancer ? Des produits de qualitĂ© Ă  acheter ? Un impact positif Ă  crĂ©er ?Chez Saha-Fihary, chacun ...
30/09/2026

đŸŒ± Un projet agricole Ă  lancer ? Des produits de qualitĂ© Ă  acheter ? Un impact positif Ă  crĂ©er ?

Chez Saha-Fihary, chacun a sa solution. Depuis 2019, nous accompagnons les producteurs, les investisseurs, la diaspora, les entreprises, les ONG et les acheteurs, de la parcelle jusqu'au marchĂ©. đŸ‡Č🇬

👉 Faites dĂ©filer le carrousel pour trouver la vĂŽtre :

🌿 JEUNES PLANTS : cafĂ©, girofle, cacao, cannelle, bananier plantain, ananas, arbres fruitiers, agroforestiers et ornementaux. En petites comme en grandes quantitĂ©s.

🐔 ÉLEVAGE : poulets Kuroiler et Kombo, avec des conseils pour le poulailler, l'alimentation et la santĂ©.

đŸ„Ź PRODUITS FRAIS ET TRANSFORMÉS : banane verte, manioc, gingembre, Ă©pices, fruits, boissons, snacks et condiments. Saucisses et grillades sur commande pour vos Ă©vĂ©nements.

🏡 VOTRE PROJET DE A À Z : vous avez un terrain mais pas le temps de vous en occuper ? Confiez-le Ă  des professionnels : Ă©tude, amĂ©nagement, plantation et suivi Ă  distance.

đŸ€ ENTREPRISES ET RSE : reboisement productif, projets communautaires, jardins scolaires et formation des jeunes. Un impact positif, visible et utile.

📋 CONSEIL POUR LES ONG ET PROJETS : Ă©tudes, planification, formation, mise en Ɠuvre et suivi-Ă©valuation, par une Ă©quipe multidisciplinaire issue du terrain.

💬 Dites-nous en commentaire ce qui vous intĂ©resse le plus : plants, Ă©levage, produits ou projet ?

📞 Appel et WhatsApp : 034 69 920 19
✉ [email protected]
📍 Visitez notre AgriVitrine sur rendez-vous, Antetezatoana, Toamasina

đŸŒ± Efa nanandrana voly maro izahay tao amin’ny Saha-Fihary
 ary mbola mianatra foana.**
28/09/2026

đŸŒ± Efa nanandrana voly maro izahay tao amin’ny Saha-Fihary
 ary mbola mianatra foana.**

đŸŒ± « Fa tena rentable ve ity parcelle kely ity? »Izay tonga mitsidika ny Site Saha-Fihary dia matetika manontany anay reh...
25/09/2026

đŸŒ± « Fa tena rentable ve ity parcelle kely ity? »

Izay tonga mitsidika ny Site Saha-Fihary dia matetika manontany anay rehefa mahita ny haben’ny voly hataonay : “Fa tena mahavelona ve ity parcelle kely ity?” 😅

Marina ilay fanontaniana. Nisy fotoana izahay tao amin’ny Saha-Fihary nanao lĂ©gumes, nefa 1 000 mÂČ eo ho eo ihany no capacitĂ© azonay nampiasaina. Rehefa natao ny kajy dia tsapanay fa raha production fotsiny no ianteherana, sarotra ny hahazo rentabilitĂ© tsara amin’io velarana io.

Dia nanova fanontaniana izahay : raha voafetra ny tany, inona no azontsika ampitomboina?

Teo no nanombohanay nijery ny chaßne de valeur : formation, installation, accompagnement
 satria hitanay fa tsy ny vokatra eny an-tsaha ihany no valeur anananay, fa eo koa ny expérience sy compétence azo amidy ho service.

👉 Koa raha mikasa hampiasa vola amin’ny agriculture ianao, aza ny hoe “inona no hamboleko?” ihany no anombohana. Kajio koa ireo activitĂ©s complĂ©mentaires afaka mampidi-bola.

Tsy voatery hampitombo tany foana vao mampitombo revenu. Indraindray, mila mampitombo ny valeur azo avy amin’ilay tany efa anananao. đŸŒ±

đŸŒ± **OVIALA : voly mbola tsy dia fantatry ny maro, nefa tena manana potentiel!**Eo am-panomanana ny **pĂ©piniĂšre Oviala** ...
24/09/2026

đŸŒ± **OVIALA : voly mbola tsy dia fantatry ny maro, nefa tena manana potentiel!**

Eo am-panomanana ny **pĂ©piniĂšre Oviala** izahay ato amin’ny **Saha-Fihary**. **Mbola tsy disponible avy hatrany** ny zanany amin’izao, fa efa afaka **manao rĂ©servation dieny izao** izay liana. đŸŒ±

Manodidina ny **1 000 plants** no homanina. Koa raha te hanandrana hamboly Oviala ianao, na te hampivelatra azy ho tena famokarana, dia **afaka mamandrika ny quantité ilainao dieny izao**.

📞 **Commande / RĂ©servation : 034 69 920 19**
📍 **Saha-Fihary – Antetezatoana, Toamasina**

**Andramantsika ny Oviala
 sao ity indray no filiĂšre tsara rahampitso. đŸ˜‰đŸŒ±**

đŸŒ± Site AgroĂ©cologique Toamasina (Projet Agrivitrine) : on commence par la pĂ©piniĂšre !Les travaux commencent chez Saha-Fi...
22/09/2026

đŸŒ± Site AgroĂ©cologique Toamasina (Projet Agrivitrine) : on commence par la pĂ©piniĂšre !

Les travaux commencent chez Saha-Fihary, et la pĂ©piniĂšre sera l’un des centres du projet AgriVitrine Atsinanana.

Notre idĂ©e est simple : demain, si vous voulez investir dans l’agriculture, vous pourrez trouver chez nous :

— đŸŒ± les jeunes plants adaptĂ©s Ă  votre projet ;
— 👀 des cultures dĂ©jĂ  installĂ©es Ă  voir sur le terrain, avant de dĂ©cider ;
— 📐 des modĂšles d’amĂ©nagement et de plantation que vous pourrez reproduire chez vous ;
— đŸ‘šâ€đŸŒŸ une Ă©quipe qui peut Ă©tudier votre terrain, installer et suivre votre plantation.

Vous ĂȘtes agriculteur, investisseur, diaspora, entreprise, ONG ou simplement propriĂ©taire d’un terrain que vous voulez valoriser ?

BientĂŽt, vous ne viendrez plus chez Saha-Fihary uniquement pour acheter des plants. Vous pourrez venir avec votre idĂ©e
 et repartir avec un projet agricole concret. đŸŒ±

AgriVitrine Atsinanana arrive progressivement. On vous montre la suite bientît. 😉

đŸŒ± D’un site dĂ©vastĂ© Ă  une nouvelle vision.AprĂšs le passage du cyclone, notre site Saha-Fihary Ă  Antetezatoana a Ă©tĂ© fort...
18/09/2026

đŸŒ± D’un site dĂ©vastĂ© Ă  une nouvelle vision.

AprÚs le passage du cyclone, notre site Saha-Fihary à Antetezatoana a été fortement touché. Mais plutÎt que de simplement reconstruire, nous avons décidé de repenser et voir plus grand.

BientĂŽt, place Ă  AgriVitrine Atsinanana : un site oĂč l’on pourra voir avant d’investir, apprendre avant de se lancer et dĂ©couvrir concrĂštement diffĂ©rents systĂšmes agricoles rentables et adaptĂ©s au terrain. đŸŒ±

On ne reconstruit pas seulement. On prĂ©pare la suite. 💚

**Ny VALEUR-nao no « fonds de commerce » voalohany anananao. đŸŒ±**Ry tanora, rehefa manomboka dia mety mbola tsy manana **...
17/09/2026

**Ny VALEUR-nao no « fonds de commerce » voalohany anananao. đŸŒ±**

Ry tanora, rehefa manomboka dia mety mbola tsy manana **vola, bureau, fiara, matériel na réseau matanjaka** ianao. Fa misy zavatra efa azonao aorina dieny izao : **ny anaranao sy ny valeur-nao.**

Rehefa fantatry ny olona fa **mitana teny ianao, azo itokisana, mahay ny ataonao, miasa tsara ary tsy mitsahatra mianatra**, dia manomboka manana zavatra sarobidy kokoa noho ny capital ianao : **CONFIANCE.** Ary io confiance io no mety hitondra client voalohany, partenariat voalohany, contrat voalohany
 ary indraindray olona iray vonona hanome anao opportunité.

Koa aza maika fotsiny ny **hiseho ho entrepreneur**. Miezaha aloha ho olona **manana valeur**. Satria mety ho lany ny vola, mety ho very ny matĂ©riel, mety tsy hahomby ny projet iray
 fa rehefa mbola matanjaka ny **anaranao, ny compĂ©tence-nao ary ny fahatokisan’ny olona anao**, mbola afaka manomboka indray ianao. đŸ’ȘđŸŒ±

**Ny valeur-nao no fonds de commerce voalohany. Arovy tsara izy io.**

đŸŒ± Satria amin’ny fambolena, tsy ny mahavokatra be ihany no tanjona
 fa ny mahavokatra sady mahazo tombony. Izay no ilana...
14/09/2026

đŸŒ± Satria amin’ny fambolena, tsy ny mahavokatra be ihany no tanjona
 fa ny mahavokatra sady mahazo tombony. Izay no ilana ny kajy mialoha😉

Izany indrindra no fomba fijery entinay ao amin’ny Saha-Fihary : fambolena atao amin’ny traikefa eny an-kianja, fa tohanan’ny kajy sy ny fandrindrana. đŸŒ±đŸ“Š

đŸŒ± Faire dĂ©couvrir l’agriculture directement sur le terrain est l’un des meilleurs moyens de donner envie d’investir et d...
04/09/2026

đŸŒ± Faire dĂ©couvrir l’agriculture directement sur le terrain est l’un des meilleurs moyens de donner envie d’investir et de se lancer.

À travers les visites de notre site, chacun peut observer les cultures en conditions rĂ©elles, dĂ©couvrir les diffĂ©rentes possibilitĂ©s d’amĂ©nagement et mieux comprendre les Ă©tapes nĂ©cessaires Ă  la rĂ©ussite d’un projet agricole.

Voir, comprendre et Ă©changer sur le terrain permet de rendre l’agriculture plus accessible, concrĂšte et attractive. C’est cette approche que nous souhaitons renforcer Ă  travers AgriVitrine Atsinanana. 🌿

Address

Toamasina
501

Telephone

+261346992019

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saha-Fihary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share