Manakara Ecology

Directions Website

Manakara Ecology Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manakara Ecology, Building Materials, En Face de la Gare FCE, Manakara.

Manakara Ecology transforme les déchets plastiques et la terre en produits écologiques : pavés, briques BTC, balais et charbon bio. 🌱
📞 Commande par WhatsApp : +261 34 31 536 53
♻️ "Tout se transforme."

02/02/2026

🎶 Et si l’écologie avait son propre son ?

Quand certains voient des déchets,
nous voyons une opportunité.
Quand d’autres abandonnent,
nous transformons.

🎧 ManEco – Tout se transforme
(version Afro-pop IA)

👉 Écoute et dis-nous ce que tu ressens
👉 Partage si tu crois au changement 🌱

Kifafa vita amin'ny fako plastique, Izay vokarin'ny orinasa  Vidiny :6000ar ny iray (mividy 10 mihoatra kosa dia mahazo ...
21/01/2026

Kifafa vita amin'ny fako plastique, Izay vokarin'ny orinasa

Vidiny :6000ar ny iray (mividy 10 mihoatra kosa dia mahazo fihenambidy ) koa aza misalasala ary manjiva ny vita gasy fa sady mafy no matanjaka

🌿
"Tout se transforme"

 "Tout se transforme ♻️"
19/01/2026


"Tout se transforme ♻️"

15janvier ny farany tompoko sao tara ianao
12/01/2026

15janvier ny farany tompoko sao tara ianao

Aza adino fa 15janvier izao ny farany Promotion antsika, ka tongava manjifa ny vita Malagasy
07/01/2026

Aza adino fa 15janvier izao ny farany Promotion antsika, ka tongava manjifa ny vita Malagasy

Aza adino ary fa mitohy  ny  promotion antsika ato amin'ny  .Raha 1500ar ny iray tamin'ireo BRIQUE ÉCOLOGIQUE dia lasa 1...
05/01/2026

Aza adino ary fa mitohy ny promotion antsika ato amin'ny .
Raha 1500ar ny iray tamin'ireo BRIQUE ÉCOLOGIQUE dia lasa 1000ar ny iray amin'izao

Raha 40000ar kosa ny 1m² tamin'ireo PAVÉ AUTOBLOQUANT dia lasa 30000ar ny 1m² amin'izao

Ireo prix promotion ireo dia jusqu'au 15janvier. Ka araraoty ary fa efa misy fihenambidy lehibe

🌿
"Tout se transforme"

01/01/2026

Izahay ato amin'ny dia miarahaba antsika rehetra nahatratra an'izao taona vaovao izao🎉🎉.

Amin'izao akatrokony fety izao dia manome prix promotion nareo izahay ato amin'ny  .Raha 1500ar ny iray tamin'ireo BRIQU...
26/12/2025

Amin'izao akatrokony fety izao dia manome prix promotion nareo izahay ato amin'ny .
Raha 1500ar ny iray tamin'ireo BRIQUE ÉCOLOGIQUE dia lasa 1000ar ny iray amin'izao

Raha 40000ar kosa ny 1m² tamin'ireo PAVÉ AUTOBLOQUANT dia lasa 30000ar ny 1m² amin'izao

Ireo prix promotion ireo dia jusqu'au 5janvier. Ka araraoty ary fa efa misy fihenambidy lehibe

🌿
"Tout se transforme"

Address

En Face De La Gare FCE
Manakara
316

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Tuesday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manakara Ecology posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share