NY Akamako

NY Akamako MAGASIN DE VENTE DE MATERIELS INFORMATIQUES

‼️ ALL-IN-ONE na TOUT-EN-UN ‼️ PRIX PROMO be ihany koa ity All-in-one marque DELL ity anh 🤗👉 Marque DELL Optiplex 3050 A...
03/09/2026

‼️ ALL-IN-ONE na TOUT-EN-UN ‼️
PRIX PROMO be ihany koa ity All-in-one marque DELL ity anh 🤗

👉 Marque DELL Optiplex 3050 AOI
👉 Céléron G3900T @ 2,6Ghz x 2CPUs
👉 INTEL HD 4Go, 128Mo DEDIEE
👉 RAM : 8Go 👉 DUR : 500Go HDD

‼️AIZA INDRAY ARY NAREO TIA MIHAINO HIRA AMIN'IRETO EH‼️👉🏼Casque karazany maro anh, midoboka tsara nefa amin'ny vidiny m...
02/09/2026

‼️AIZA INDRAY ARY NAREO TIA MIHAINO HIRA AMIN'IRETO EH‼️
👉🏼Casque karazany maro anh, midoboka tsara nefa amin'ny vidiny mirary be 😱😱
Tongava ety amin'ny boutique aingana manjifa ny anjaranao 🤪😇

🎉🎉Cadeau Surprise🎉🎉Merci @ fanarahana Tsy tapaka ny Pejy✅✅Mij'aime,mipartage,micommente🎁🎁🎁Mendrika ny omena Cadeaux Supr...
31/08/2026

🎉🎉Cadeau Surprise🎉🎉
Merci @ fanarahana Tsy tapaka ny Pejy

✅✅Mij'aime,mipartage,micommente

🎁🎁🎁Mendrika ny omena Cadeaux Suprise kosa i Fefeh Mamenosoa

🎁🎁Cadeau: Pose Ordi Alu manja kely

👻👻Midira Mp pour plus D'info

Mirary erinandro mahafinaritta ho anareo rehetra 🥰

‼️ ATO INDRAY ARY EH 😅‼️👉 ASUS FX503VD (Double Graph)CORE I7 7ÈME be izao 👌😱DUR: 512GoRAM: 8Go DDR4GRAPH: INTEL HD 4Go -...
31/08/2026

‼️ ATO INDRAY ARY EH 😅‼️

👉 ASUS FX503VD (Double Graph)
CORE I7 7ÈME be izao 👌😱
DUR: 512Go
RAM: 8Go DDR4
GRAPH: INTEL HD 4Go - NVIDIA GTX 1050 8Go [4Go DEDIEE] 😱😱

⚠️ Misy WIFI | CAM | HDMI 👌
Garantie 1mois be izao, miaraka amin'ny SAV (Service Après Vente) ILLIMITÉ 👍😉

👉 PRIX PROMO👈
Araraoty, araraoty fa mandalo ihany ny promotion anh 😎

Salon de l'étudiant 2026Vao afaka Bacc ve ianao ? Na manan-janaka afaka baccMitady ordinateur tsotra zaoTongava mitsidik...
28/08/2026

Salon de l'étudiant 2026

Vao afaka Bacc ve ianao ? Na manan-janaka afaka bacc
Mitady ordinateur tsotra zao

Tongava mitsidika ny stand n°15 "Ny Akamako" misehatra anaty ny fivarotana materiel Informatique 💪💪 meilleure qualité/prix

Ianareo sisa no andrasana (Tsy mivoha izany aloha ny magasin androany sy rahampitso a)

‼️ AZA ADINO NY FOTOANANTSIKA ‼️Zoma sy Asabotsy (28- 29) ho avy zao eo amin'ny Katedraly.Tongava maro fa hisy kilalao h...
26/08/2026

‼️ AZA ADINO NY FOTOANANTSIKA ‼️

Zoma sy Asabotsy (28- 29) ho avy zao eo amin'ny Katedraly.

Tongava maro fa hisy kilalao ho ataontsika eny anh, misy loka ho zaraina ihany koa 👍😊

NY Akamako

‼️ ALLO ALLO ‼️Tolotra miavaka kely eto amin'ny NY Akamako  amin'ity faran'ny volana Aogositra ity anh..Misy ity "ordina...
24/08/2026

‼️ ALLO ALLO ‼️
Tolotra miavaka kely eto amin'ny NY Akamako amin'ity faran'ny volana Aogositra ity anh..
Misy ity "ordinateur" manja be ity 😱😱
✅ HP LAPTOP 15 (DOUBLE GRAPH)
👉 Core i7 7ème Génération
CPU : 2.8Ghz x 8CPUs
👉 DUR : 256Go SSD
👉 RAM : 8Go
👉 GRAPH : INTEL HD 4Go - NVIDIA GTX 950Mo [6Go] [2Go DEDIEE]
Misy 👉 WIFI | CAM | BT | HDMI | TYPE C

⚠️ Garatie 1mois, service après vente ILLIMITÉ 😱.. vidiny PROMOTION be amin'ity faraparan'ny volana ity 😉

22/08/2026

Ity misy site iray zarain'ny Ny Akamako aminao afaka hianaranao zavatra be dia be izy ity...

👉 ROADMAP no anarany...
Ahitanao momban'ny programmation, analyste des données, gestion de produit, sns...

👉 https://roadmap.sh

‼️ CHARGEUR ORDINATEUR ‼️Ireto indray ary ny chargeur tsika ah, misy karazany maro izy ireo 👍Inona ilay marque tadiavina...
21/08/2026

‼️ CHARGEUR ORDINATEUR ‼️
Ireto indray ary ny chargeur tsika ah, misy karazany maro izy ireo 👍

Inona ilay marque tadiavinao ary eh ?

WhatsApp : 034 11 004 11
Page : NY Akamako

20/08/2026

‼️ CAPTEUR WIFI DUAL BAND‼️
Modèle : RE-1202/03
USB 3.0 ; 1300Mbps

Address

Antsirabe Nord
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 15:00

Telephone

+261341100411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY Akamako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category