TEk Dubaï

TEk Dubaï 🛒 Votre importateur Tech de confiance 📦 Dubaï → Madagascar en 1 clic ✨ On ne vend pas des produits, on offre des solutions ❤️ Bonheur garanti!

❌Olana : Kamo be ny olona ho any amin'ny Cyber hi-connect Wifi satria avy ny orana (cyclone), ✅Vahaolana: Zarao isan-tok...
01/02/2026

❌Olana : Kamo be ny olona ho any amin'ny Cyber hi-connect Wifi satria avy ny orana (cyclone),
✅Vahaolana: Zarao isan-tokatrano ny Wifi, Miditra ho azy ny Vola.

Indri ary ilay mpizara:
💦mANTBOX Ax15s L22UGS-5HaxD2HaxD-15S :
🔥Prix Maka Maro : 1 090 000 Ar
🔥Prix Maka Iray (1 pcs) : 1 090 000 ar

🎉Efa maro ireo afa-po,
🙏Havaozy ny projet anao, Sahia miavaka🙏

🔥Disponible sur commande fona ny antsika.
Vaovao sous carton.🚚
❌LIVRAISON GRATUITE ❌
📞0382966881

31/12/2025

❌Tratra ny TANJONA❌
✅Atokisanareo izahay✅

✅Objectif 2025 : (2 mois) Gagner LA CONFIANCE des clients.
🔥Objectif 2026 :
- Livraison gratuite (maimaimpoana) pour toutes vos commandes.🚚
- Magasin😍
- .... Surprise 🔥🔥

Eeh, ianao ko ve efa Nanoratra ny Tanjonao (Objectif) amin'ny taona 2026???🔥🔥

✨(Ohatra:
Hanafatra Routeur Mikrotik ax3 sy Mantbox ax15s trois (3)🤣 pieces ao amin'ny TEk Dubaï amin'ny mois de Janvier hivarotako connexion ety amin'ny tanâna misy anay amzay mitombo ny fidirambolako)💸💸

🌟Tek Dubaï dia mirary fety sambatra sy taona vaovao feno fahasalamana, fahombiazana ary feno fidirambola ho antsika rehetra🌟

📞038 29 668 81

Sahirana manomana fety ianareo??🎉🎉Sa mbola miasa be de tsy afaka maka ny entana ?✈️🚚Aterinay any aminareo ny entana f'az...
18/12/2025

Sahirana manomana fety ianareo??🎉🎉
Sa mbola miasa be de tsy afaka maka ny entana ?✈️
🚚Aterinay any aminareo ny entana f'aza mataoatra.🚚
❌Tongasoa ny commande ❌
Commande Lundi, tonga Jeudi.
Mikrotik HAP AX3 C53UiG+5HPaxD2HPaxD : 810 000 ar💲💲
Mankasitra Boss, Service Rapide be fona ny antsika. 🔥
📞038 29 668 81

💥💥Boooommm💥💥 ❌Tsara tsara projet doly ato ny client❌Ataon'zareo FITADIAVAM-BOLA ny Starlink - nzareo fa tsy avelany ho l...
30/11/2025

💥💥Boooommm💥💥
❌Tsara tsara projet doly ato ny client❌
Ataon'zareo FITADIAVAM-BOLA ny Starlink - nzareo fa tsy avelany ho lenan'ny orana eny ambony tafotrano eny fotsiny.

📌ROUTEUR MATANJAKA BEEE📌
🔥Misy amzareo koa nefa mbola Revendeur MAKA TOMBONY.

🚚LIVRAISON PARTOUT A MADAGASCAR (Colis)

✅Ny mahasoa anareo no mahafinaritra anay.

Produit Mikrotik Disponible de suite: 📦
- Mikrotik Ax2 : 2pcs
- mANTBox Ax 15S: 1pcs
- Mikrotik WAP AX wAPG-5HaxD2HaxD: 1 pcs

Produit Mikrotik Dsponible Rapide beee: ✈️
- Produit Mikrotik ze ilainao🎉🎊 ka misy😅,

💥1 sisa no disponible de suite.❌Ho anao manana Starlink, Afaka avadika FITADIAVAM-BOLA tsara mintsy izy io amin'ny alala...
24/11/2025

💥1 sisa no disponible de suite.
❌Ho anao manana Starlink, Afaka avadika FITADIAVAM-BOLA tsara mintsy izy io amin'ny alalan'ireto Routeur Mikrotik ireto. 💲💸💰
Routeur Mikrotik Ax3 Jojopile be avy any Dubaï...✈️🇦🇪
✅Sady Mora no Tsara, averina iany,
❌Sady Tsara no Mora...🎉💰
📌📌Misy daholo refa Marque Mikrotik...
Tongava Mp ary de andao hitady vola eee🤑
Contact unique : 0382966881

Produit Mikrotik:
- Mikrotik Hap Ax2
- Mikrotik Hap Ac3
- Mikrotik Hap Ax3
- Mikrotik mANTBox Ax 15s, mANTBOX 2 12s
- Mikrotik RB1100 AHX4
- Mikrotik L009UiGS
- Mikrotik SXTsq-5axD
- Mikrotik RB760IGS HEX S
- Mikrotik NetMetal ax
- Mikrotik Hex S 2025 E60iUGS
- Mikrotik WAP AX wAPG-5HaxD2HaxD
- Mikrotik RB5009UG+S+I
- Wavelink BE5100 Wifi 7 Outdoor AP
- Wavelink AERAL HD9 AX3000
- TP Link Ax3000 Ax53 et Ax55
- Et plusieurs autres équipements réseaux.

TEk Dubaï

❌❌Tonga ndray anay ❌❌Mankasitraka Boss amin'ny fahatokisana.💥 5 jours dia tonga ny entana.✈️🇦🇪 ✨✨Tena tian-tsika ity 🔥Ro...
17/11/2025

❌❌Tonga ndray anay ❌❌
Mankasitraka Boss amin'ny fahatokisana.💥 5 jours dia tonga ny entana.✈️🇦🇪

✨✨Tena tian-tsika ity 🔥Routeur Mikrotik Ax3🔥 ity. Misy antony zany:
✅Na izy io Tsara
✅Na izy io Mora
✅Na izy io Tsara nefa Mora.

Ianao koa ve mbola tsy nahazo ???
Midira Mp📌 Abonnez-vous. 🌟🌟



🎯 Objectif : petit budget, grand confort ! Plus d'utilisateur ✅✅Les Mikrotik Ax2, Ax3, Ac3 sont faits pour toi qui veux ...
13/11/2025

🎯 Objectif : petit budget, grand confort ! Plus d'utilisateur ✅✅
Les Mikrotik Ax2, Ax3, Ac3 sont faits pour toi qui veux investir malin.

❌Mikrotik Ax3 C53UiG+5HPaxD2HPaxD
❌ Mikrotik Ax2 C52iG-5HaxD2HaxD-TC
❌Mikrotik Ac3 RBD53iG-5HacD2HnD

💥Tek Dubaï simplifie l’import, tu simplifies ta vie.🇦🇪✈️

❌Raha tsy mahatoky anay ianao dia aza arahana ny Page.🤗🌟

🚀 Boost ton réseau comme un pro !Le Mikrotik NetMetal ax = connexion solide, même dans les environnements extrêmes.Et av...
13/11/2025

🚀 Boost ton réseau comme un pro !
Le Mikrotik NetMetal ax = connexion solide, même dans les environnements extrêmes.
Et avec Tek Dubaï, plus besoin de galérer pour l’import, on s’occupe de tout. 😎

📦Mikrotik Netmetal ax L23UGSR-5HaxD2HaxD-NM. Vaovao sous carton.
❌ Tonga Lundi ny entana: 💥 2 (deux) Netmetal iany no ho avy amn'io.🔥🔥
Ny iray efa réservé.🎊🎊
Ianao sisa no endrasana. Midira Mp.✅

❌Olana: Tsy hita eto Madagasikara ny entana ilainao amin'ny Projet-anao ✅Vahaolana: TEk Dubaï no hiantsena ho anao any D...
12/11/2025

❌Olana: Tsy hita eto Madagasikara ny entana ilainao amin'ny Projet-anao
✅Vahaolana: TEk Dubaï no hiantsena ho anao any Dubaï

Ity Routeur Mikrotik avo lenta ity de tsy fahita firy eto Madagasikara,🌟
4 andro monja nefa dia tonga ny entana. ⚡⚡
Mikrotik RB4011iGS+5HacQ2HnD-IN
Misy entana tedavinao iany koa ve tsy hita eto Gasikara? Izahay dia varavarana misokatra ho anao ho an'ny entana teknolojia avy any Dubaï.🎉🎉
Abonné-vous...✨



❌Ianao koa ve te hetsena any Dubai nefa tsy te hitaingina Avion? ✈️🇦🇪Midira Mp fa efa misy fanomezana ✨Gratuitt✨ natokan...
11/11/2025

❌Ianao koa ve te hetsena any Dubai nefa tsy te hitaingina Avion? ✈️🇦🇪
Midira Mp fa efa misy fanomezana ✨Gratuitt✨ natokana ho anao ao.

🔥Nilamin-tsaina tanteraka ireto client ireto nanome fahatokisana anay, vonona hanomboka ny projet mampidi-bola ho azy tsirairay avy,🌟

Tonga soa amantsara ny Commande nataon' zareo.💰🔥 Entana vaovao sous carton hatrany📦

✅"Votre Satisfaction est notre meilleure publicité."


❌Mankasitraka Boss tamin'ny fahatokisanao ny service nay.❌Mikrotik SXTsq-5axD anakiroa be zao no nalainy. Mampiasa finar...
04/11/2025

❌Mankasitraka Boss tamin'ny fahatokisanao ny service nay.❌

Mikrotik SXTsq-5axD anakiroa be zao no nalainy. Mampiasa finaritra e...

📌📌Ianao koa ve te hividy entana any Dubaï amin'ny vidiny mirary💰💰ary tonga vetivety? (2 à 4 jours)
✨Midira Message Privé (MP)

(Equipements réseau, Téléphone portable, Ordinateur portable...)
-5axD

🎉 MERCI pour votre confiance !Hier, un client visionnaire a choisi le Mikrotik AX3 C53UiG+5HPaxD2HPaxD avec TEk Dubaï. ❌...
03/11/2025

🎉 MERCI pour votre confiance !
Hier, un client visionnaire a choisi le Mikrotik AX3 C53UiG+5HPaxD2HPaxD avec TEk Dubaï.

❌ À seulement 780 000 ariary ❌.

💥Importée directement de Dubaï à Antananarivo en seulement 2 à 4 jours.💥

😱Imaginez : vous restez confortablement à Madagascar, tout en accédant aux meilleurs prix et à la technologie d'élite des Émirats (Dubaï). 🇲🇬✈️🇦🇪

📌📌Nous prenons en charge toutes les commandes D'ÉQUIPEMENTS RESEAU, pour booster vos projets sans limites.

💡 Votre ambition mérite l'exceptionnel. Rejoignez l'élite technologique dès maintenant !
👉 Aimez la page TEk Dubai, et passez en message privé (MP) pour commander. 🌟🌟
Votre futur commence ici !!!

Dubaï

📞 038 29 668 81

Address

Anosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TEk Dubaï posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share