Nah-Nah Tech Store

Nah-Nah Tech Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nah-Nah Tech Store, Hardware shop, H44M, Antananarivo.

🇲🇬 Expert High-Tech & JBL Original
📱 Smartphones | 💻 Informatique | 🎧 Audio
🔒 Produits garantis • Livraison rapide 🚚
👇 VOIR TOUS NOS PRIX & STOCKS ICI :
https://wa.me/c/261328046895

⚡ LIVRAISON GRATUITE ERAN'AN TANANARIVO ! Tsy misy intsony ny delestage ! ⚡Tapaka matetika ny jiro ? Tsy mampaninona int...
06/07/2026

⚡ LIVRAISON GRATUITE ERAN'AN TANANARIVO ! Tsy misy intsony ny delestage ! ⚡
Tapaka matetika ny jiro ? Tsy mampaninona intsony izany. Ireto mivantana ny sary tena izy (photos réelles) an'ilay Mini DC UPS ato amin'ny Nah-Nah Tech Store Imerimanjaka.
Mampandehana ny Box Internet-nao (Telma, Orange, Airtel), Routeur, na Caméra mandritra ny ora maro rehefa maty ny jiro (tsy tapataka ny internet).
🎁 Tolotra miavaka amin'ity herinandro ity : MAIMAIMPOANA (GRATUITE) ny livraison eran'Antananarivo manontolo ! Na afaka alaina mivantana ao amin'ny magazay (By-pass, lalam-by Elgeco+).
(Ho an'ny any amin'ny Faritra : alefa amin'ny Taxi-brousse).
👇 Kitiho ny bokotra "Envoyer un message" eo ambany raha hanontany ny vidiny na hanao commande tompoko !

⚡ Kely nefa mahery ! Tsy tapaka connection intsony rehefa misy delestage. ⚡Ireto mivantana ny sary tena izy (photos réel...
23/06/2026

⚡ Kely nefa mahery ! Tsy tapaka connection intsony rehefa misy delestage. ⚡

Ireto mivantana ny sary tena izy (photos réelles) an'ilay Mini DC UPS ato amin'ny Nah-Nah Tech Store By-pass Imerimanjaka.

✅ Mahazaka Box Internet (Telma, Orange, Airtel), Routeur, na Caméra mandritra ny ora maro.
✅ Tonga dia miova ho azy rehefa tapaka ny jiro (tsy maty ny internet).

🛵 Livraison : Afaka alefa eran'Antananarivo , na alaina mivantana ao amin'ny magazay. Faritra: alefa amin'ny Taxi-brousse.

👇 Kitiho ny bokotra "Envoyer un message" raha hanontany ny vidiny na mila fanazavana fanampiny tompoko !

https://glow.mg/ =4801

Inona marina moa ity Mini Onduleur DC UPS ity ary nahoana ianao no mila azy? 🧐Ity misy antsipiriany ara-teknika hahalala...
17/06/2026

Inona marina moa ity Mini Onduleur DC UPS ity ary nahoana ianao no mila azy? 🧐

Ity misy antsipiriany ara-teknika hahalalanao azy:
• Multi-Voltages : Misy fivoahana 5V, 9V, ary 12V (mifanaraka amin'ny Box Telma, Orange, Airtel, na Huawei rehetra).
• Port POE : Afaka mamelona fitaovana hafa toy ny Camera de surveillance IP koa.
• Batterie LiFePO4 / Lithium matanjaka : Afaka mitazona ny Box-nao ho velona 4 ka hatramin'ny 8 ora (arakaraka ny consommation).
• Système Intelligent : Tonga dia mi-recharge ho azy izy rehefa miverina ny jiro, ary miandray ny fitaovanao tsy ho faty mihitsy rehefa mikatso ny Jirama.
• Format Pocket : Kely, maivana, tsy manelingelina eo ambony latabatra.

Aza miandry ho faty jiro vao hitady azy! 📥 Mandefa hafatra mivantana amin'ny MP na Miantsoa avy atrany 0384711106 whastapp 0328046895. Efa misy eto Antananarivo ny entana!
https://glow.mg/ =4801

16/06/2026

Veloma tanteraka amin'ny Wi-Fi tapaka isaky ny misy délestage! 🛑🔌
Ity Mini Onduleur DC UPS ity no vahaolana ho anao mpiasa en ligne, mpianatra, na gamer mba tsy ho tapaka mihitsy ny connexion-nao.
👉 Manasa anao Ary hiditra Mp o !


https://glow.mg/ =4801

📢 ALERTE : NE PASSEZ PLUS JAMAIS INAPERÇU ! 🚗💨Vous en avez marre de votre klaxon d'origine qui passe inaperçu ? Vous vou...
26/03/2026

📢 ALERTE : NE PASSEZ PLUS JAMAIS INAPERÇU ! 🚗💨
Vous en avez marre de votre klaxon d'origine qui passe inaperçu ? Vous voulez que tout le monde se retourne sur votre passage ?
Découvrez notre Boîtier de Modification de Son de Klaxon Ultra-Premium ! 🎶
✅ Personnalisation Totale : Changez le son de votre klaxon en un clic. Du son puissant d'un camion ou même une mélodie fun !
✅ Installation Facile : Compatible avec la majorité des véhicules (voitures, motos, camions). Pas besoin d'être un expert en mécanique.
✅ Qualité Sonore Exceptionnelle : Un son clair, puissant et réglable selon vos envies.
🔥 OFFRE SPÉCIALE VENDREDI UNIQUEMENT ! 🔥
Pourquoi attendre ? Ce vendredi, nous lançons une VENTE FLASH exclusive !
⚡ Livraison gratuite pour les 10 premiers acheteurs !
⚠️ Attention : Le stock est extrêmement limité. Une fois qu'il n'y en a plus, c'est fini !
👉 Ne soyez pas un conducteur ordinaire. Soyez celui qu'on entend arriver de loin !
📩 Envoyez-nous un message privé
(MP) tout de suite pour réserver le vôtre !
📍 Disponible dès maintenant en boutique !

23/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Iangotiana Rakotondravelo, Olivier Martia Ramarokoto, Rasoloarison Dédé, Françoise Razafimiarantsoa, Tsilavina Rabekijana, Mie Sandra Niaina Mamimampianina, Jose Lucien, Mecjy June, Mirana Tolotra, Cyris Toabe, Volasoa Colette Andreson, Lala Berthine, Janfa Rajanfa, Ewan Randrianantenaina, Tiana Olivia, Radomanana Patrick Randriamanantsoa, Jean Bernard Thierry Marakely, Manitra Dora, Eleonore Ervea, Làndô Mc LD, Mihaja Elie Gomez, Eric Tsihwn, Dalhi Baudson Lyf Shay-One, Randrianirina Bemanantsoa, Joy Namb's, Jeanny Rasoa, Marivelo Herman, Iaina Vololona, Jose Rakoto, Tsiotry Koezy, Guy Rakoto, Patrick Rafanomezantsoa, Laura Cathy, Heryw Heryw, Christian Renaud Rakotomanana, Jean Michel, Noe Fidel, Palain Randrianiainarison, Haja Rasolofomandimby, Julmanny Maniah, Jenny Nomenjanahary, Francice Andriamanjary, Sébaste Jean, Andrifitia Lalason, Marieelianne Annick, Nadina Rasoa, Jean Raketrika, Saka Ramy, Tsaka Mifofotra, Annick Ramamonjy

21/01/2026

🌙 Aza taitra raha tapaka ny jiro androany hariva !
Tsy mila mipetraka ao anaty haizina sy fahasosorana intsony. Miaraka amin'ny Mini UPS (10 400 mAh), mandeha foana ny Wifi-nao na dia tapaka aza ny courant ! ⚡️📶
✅ 10 400 mAh (Maharitra be)
✅ Tsy tapaka ny Facebook, tsy tapaka ny Film
✅ Mety amin'ny Box Telma, Orange, Canal+
✅ Sady efa misy Anti-surtension no anti-court-circuit.
👉 Dispo ato : Nah-Nah Tech Store (Bypass)
📞 038 47 111 06
Whatsapp 032 80 468 95

18/01/2026

📍 Aza very intsony ! Ity ny lalana mankaty aminay. 👇
Tongava mijery mivatana fa miandry anao izahay ! 🔥
🏪 Nah-Nah Tech Store
📍 Bypass Imerimanjaka (eo lalamby manampaka makany Antsirabe)
📞 038 47 111 06
Whatsapp 032 80 468 95

13/01/2026

Abonnez-vous à la page pour ne rien rater ! 👍

13/01/2026

NAH-NAH TECH STORE EST OUVERT !

C'est parti ! Après des semaines de préparation, le magasin est enfin prêt à vous accueillir. 🎉 De l'espace vide... à la caverne du High-Tech !

Ce que vous allez trouver chez nous : 🔊 Audio : Le meilleur du son JBL & Bose. 🎮 Gaming : Manettes, Souris G102, Claviers. 💾 Stockage : Racks, SSD, Clés USB. 🔌 Accessoires : Câbles, Chargeurs et bien plus.

📍 C'est où ? Bypass Imerimanjaka

🕒 Horaires : Lundi - Samedi

Venez nous voir, on a hâte de vous rencontrer ! 💬 Identifie un ami qui a besoin de matos High-Tech ! 👇

Address

H44M
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nah-Nah Tech Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category