Au bon coin des 4L Mada

Au bon coin des 4L Mada Sehatra hivarotana kojakoja fanolo ny Renault R4, na antsoina ihany koa hoe 4L. Modely rehetra.

✅️ Protection passage tuyau de freinEo amin´ny aile gauche no misy azyAmbany tuyau d´échappement Pièce d´occasionRareVid...
21/12/2025

✅️ Protection passage tuyau de frein

Eo amin´ny aile gauche no misy azy
Ambany tuyau d´échappement

Pièce d´occasion
Rare

Vidiny: 35000 Ar
Contact: 0340576328

📣 Joint de hayon d´origine ambany✅️ Tonga dia miady amin´ny malle berlineVidiny: 175000 ArContact: 0340576328
21/12/2025

📣 Joint de hayon d´origine ambany

✅️ Tonga dia miady amin´ny malle berline

Vidiny: 175000 Ar
Contact: 0340576328

📣 Joint de hayon d´origine ambony✅️ Refy tonga dia mety amin´ny malle berlineVidiny: 110000 ArContact: 0340576328
21/12/2025

📣 Joint de hayon d´origine ambony

✅️ Refy tonga dia mety amin´ny malle berline

Vidiny: 110000 Ar
Contact: 0340576328

✳️ Kit joint de hayon✅️Misy ambony sy ambany miaraka✅️Tsy maneno intsony ny malleJoint d´origine, vaovao beBerline no me...
21/12/2025

✳️ Kit joint de hayon

✅️Misy ambony sy ambany miaraka

✅️Tsy maneno intsony ny malle

Joint d´origine, vaovao be
Berline no mety aminy

Vidiny: 280000 Ar
Contact: 0340576328

🎅Tonga ilay nandrasana ✅️Durites silicone✅️Couleur rouge no misy, jejo be ny fiaranao ❤️4L motera be (cleon)Vidiny: 5500...
21/12/2025

🎅Tonga ilay nandrasana

✅️Durites silicone
✅️Couleur rouge no misy, jejo be ny fiaranao ❤️

4L motera be (cleon)

Vidiny: 550000 Ar

Manao livraison izahay

Contact: 0340576328

📢📣Tolotra vaovao: bague cloison✅️Ito ilay eo amin´ny levier de vitesse✅️Mandeha paire: ny 1 côté compartiment moteur, ny...
21/12/2025

📢📣Tolotra vaovao: bague cloison

✅️Ito ilay eo amin´ny levier de vitesse
✅️Mandeha paire: ny 1 côté compartiment moteur, ny 1 aty anatiny eo amin´ny famindrana vitesse
✅️ Vaovao io

Fiara: R4 rehetra
Vidiny: 95000 Ar ny paire (2)

Contact: 0325076328 / 0340576328

📣Gicleur lave-glace✅️ Vaovao✅️ OriginalPrix: 20000 ArContact : 0325076328 / 0340576328
21/12/2025

📣Gicleur lave-glace

✅️ Vaovao
✅️ Original

Prix: 20000 Ar
Contact : 0325076328 / 0340576328

❇️Axe de porte et capotMety amin´ny 4L rehetraVaravarana sy capotPrix: 20000 Ar ny paireContact: 0340576328
21/12/2025

❇️Axe de porte et capot

Mety amin´ny 4L rehetra
Varavarana sy capot

Prix: 20000 Ar ny paire
Contact: 0340576328

➡️Couvre-pédale Vonjivonjeo sao tara 😎Frein sy Embrayage ioPrix: 25000 Ar ny 1Contact: 0340576328
21/12/2025

➡️Couvre-pédale

Vonjivonjeo sao tara 😎
Frein sy Embrayage io

Prix: 25000 Ar ny 1
Contact: 0340576328

❇️Couvre-pédale ihanyIto indray ho an´ny accélérateur Prix: 25000 Ar ny 1Contact: 0340576328
21/12/2025

❇️Couvre-pédale ihany

Ito indray ho an´ny accélérateur

Prix: 25000 Ar ny 1
Contact: 0340576328

🙂 Porte manivelle Io no hipetahany manivelle ao anaty compartiment moteur3 no ilaina amin´izany, ireo izy ireo eeVaovao ...
21/12/2025

🙂 Porte manivelle

Io no hipetahany manivelle ao anaty compartiment moteur
3 no ilaina amin´izany, ireo izy ireo ee

Vaovao be reo
Aza tara fa vitsy no tonga ato...

Prix: 40000 Ar izy 3
Contact: 0340476328

✅️ Bague levier de vitesseIto indray eo amin´ilay traverse mandalo ambony moteur no misy azy.Miditra tsara ny vitesse re...
21/12/2025

✅️ Bague levier de vitesse

Ito indray eo amin´ilay traverse mandalo ambony moteur no misy azy.
Miditra tsara ny vitesse rehefa vaovao izy, tsisy jeu ilay levier.

Prix: 50000 Ar
Contact: 0340576328

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Au bon coin des 4L Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share