Yiwu Fournisseurs Chine

Yiwu Fournisseurs Chine Fournisseur en materiel de production

17/03/2025

VENTE EN GROS UNIQUEMENT .

Raha liana amin’ny resaka revente kojakoja tokantrano ianareo dia aza misalasala manoratra anay .

FOURNISSEURS IZAHAY TOMPOKO KA TSY MIVAROTRA DETAILS .

MACHINE À GLACE MAISON  🍨 🍦 . VITA HO AZY INDRAY NY GOÛTER AN’NY KILONGA KELY AMIN’IZAO ANDRO MAFANA BE IZAO ANH !!Mora ...
03/01/2025

MACHINE À GLACE MAISON 🍨 🍦 .

VITA HO AZY INDRAY NY GOÛTER AN’NY KILONGA KELY AMIN’IZAO ANDRO MAFANA BE IZAO ANH !!

Mora ampiasaina ary afaka mamokatra gilasy matsiro ao anatin’ny 10 minitra monja . Tonga lafatra ho an’ny goûter na fotoana miaraka amin’ny fianakaviana . Vidiny mirary sy kalitao tsara ny antsika .Ka aza misalasala miantso na mandefa mp raha mahaliana anao ary ity 😊.

02/01/2025

Ito ary ny video voalohany entina hizarana aminao ny entana azo hafarana avy aty Yiwu. Aza misalasala miditra ao amin’ny hafatra miafina raha te hifandray aminay.

Besoin de machines robustes et performantes? Notre catalogue est là pour vous inspirer et répondre à vos besoins . 🙂 🛥️ ...
29/12/2024

Besoin de machines robustes et performantes? Notre catalogue est là pour vous inspirer et répondre à vos besoins . 🙂 🛥️ 🇨🇳 🇲🇬 .

Ireto àry, tompoko, ny fepetra momba ny varotra ataonay. Koa miangavy izahay mba hamaky tsara azy ireo.
29/12/2024

Ireto àry, tompoko, ny fepetra momba ny varotra ataonay. Koa miangavy izahay mba hamaky tsara azy ireo.

Tongasoa amin’ny pejinay!Miarahaba antsika rehetra! Eto amin’ity pejy ity dia hifantoka manokana amin’ny fampidirana ent...
18/12/2024

Tongasoa amin’ny pejinay!

Miarahaba antsika rehetra! Eto amin’ity pejy ity dia hifantoka manokana amin’ny fampidirana entana avy any Chine ho any Madagasikara izahay. Manolotra serivisy azo antoka sy mahomby izahay ho an’ireo izay te hampiditra vokatra avy any Chine:

• Fifanarahana sy fikarakarana entana
• Fandefasana entana haingana sy azo antoka
• Fampidirana vokatra araka ny filàn’ny mpanjifa

Ny tanjonay dia ny hanamora ny fifandraisana ara-barotra eo amin’i Chine sy Madagasikara, ary hanome vahaolana mahomby ho an’ny mpandraharaha madinika sy lehibe.

Raha te hahafantatra bebe kokoa na mila torohevitra, dia azonao atao ny mifandray mivantana aminay.

Mankasitraka ny fitokisana sy ny fiaraha-miasa aminao izahay!

26/02/2024

Pour répondre à vos questions, on peut trouver n'importe quel fournisseur, le reste dépend juste de vous.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261323075058

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yiwu Fournisseurs Chine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Yiwu Fournisseurs Chine:

Share