03/07/2026
salama ohh😍 ,
◼️ Izahay dia manao ny asa-tanana momban'ny silicone ,,
◻️Moule savony ,sy moule pave ireto amin'ny sary!
◾ misy karazany maro ,
◽ mora ampiasaina,,
▪️ mora tsoahina(Démoulage facile )
▫️ mateza aman-taonany
raha misy mahaliana ,, aza misalasala mandefa mp na miantso ny :☎️📞 0342058176
Livraison partout à Madagascar 🚐🛵