Soc. United Metal Corporations

Soc. United Metal Corporations Nous fabriquons du fer rond, fer plat, fer carre à antananarivo. Disponible carreaux et sanitary.

🎉 Arahabaina noho ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara! 🇲🇬Mirary fety sambatra ho an’ny vahoaka Malagasy ...
26/06/2026

🎉 Arahabaina noho ny faha-66 taonan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara! 🇲🇬

Mirary fety sambatra ho an’ny vahoaka Malagasy rehetra izahay.

Enga anie ity andro manan-tantara ity hitondra fiadanana, firaisankina ary fandrosoana ho an’i Madagasikara.

Izahay ao amin’ny United Metal Corporation SARL dia mirehareha mandray anjara amin’ny fanorenana ny hoavin’ny firenena.

“Build Madagascar, Build With Us.”

Tratry ny Fetim-pirenena!

New arrivalCarreau 30×30 digital1ere qualité indeReheta hoe 1ère qualité izay dia tsara qualitéMafy tsy mora simba na ny...
13/03/2026

New arrival
Carreau 30×30 digital
1ere qualité inde
Reheta hoe 1ère qualité izay dia tsara qualité
Mafy tsy mora simba na ny loko ary
Alefantsika amin'ny vidiny mirary
Prix 24000ar/carton(11pieces)
1m2
Miaraka amin'ny verification
Mitongava maro anh
Toerana:fasan'i karana
Contacte:0346623775,0345627677

Grossiste carreau importéInde 1ere qualitéFinaritra eeeeeArrivage vaovao be antsika anioCarreau 1ere qualité DIGITAL Vit...
12/03/2026

Grossiste carreau importé
Inde 1ere qualité
Finaritra eeeee
Arrivage vaovao be antsika anio
Carreau 1ere qualité DIGITAL Vitrifié bétonier
Mafy tsara tsy mora miofaka ny loko
Matevina be
Alefantsika amin'ny vidiny tena mirary
64000ar/carton(1,44m2)miaraka amin'ny verification
Toerana:dépot fasan'i karana
Contacte:0346623775,0386806460(whatsapp:madame malika)
Manasa antsika rehetra ho tonga hanjifa ato aminay
(Tsy misy mpanera)

Address

Tanjombato
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 14:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soc. United Metal Corporations posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share