26/01/2023
EFA MISOKATRA NY PEJY TSIKA !! 👋🏻
👉🏻 Ho fanatsarana ny tolotra ao amin’ny toeram-pivarotana « pièces » RAFRA-Mahavoky dia nosokafana ny pejy manokana eto amin'ny tambazotra-tserasera facebook.
- Azonao atao ny :
✅ Manontany entana,marque ary ny vidin’entana.
✅ Manao commande mialoha ny entanao. (Commande + Paiement MVOLA + retrait ao @ point de vente Mahavoky)
❗️Hatreto aloha dia amin’ny alalan'ny "MP" ihany no azontsika hifaneraserana. Aza matahotra, vetivety ihany dia ahazo valiny ianao ! 😊
Ho avy tsy ho ela ihany koa ny livraison manerana an'Antananarivo sy ny any amin’ny faritra.🔊