13/08/2026
๐๐ญ๐ฐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฐ๐ฒ๐ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐ฃ๐-๐ป๐ฎ๐ผ? ๐๐๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฐ๐ฒ๐ ๐ณ๐ผ๐๐๐ถ๐ป๐๐ป
Efa nisy fotoana ve ianao naka housse 14", nefa rehefa tonga dia malalaka loatra ilay izy? ๐
๐ Izany no antony nanaovanay ity tableau de mesures ity.Satria na mitovy aza ny taille aminโny pouces, mety tsy hitovy ny dimensions-nโny PC.
Noho izany, ny tena azo antoka dia ny mijery ny Longueur sy Largeur aminโny cm. ๐
โจ .Misy tailles samihafa, ary afaka manampy anao izahay hisafidy ny refy mifanaraka tsara aminโny PC-nao.
๐ Alohanโny hanaovana commande, jereo azafady ny refy en cm ao aminโny tableau.
๐ Commande : 034 07 510 80