23/05/2026
🇲🇬 FANOVANA ANARANA – PETITEVITESSE.MG DIA LASA MISTER PNEU
Taorian’ny taona maro niarahana taminareo, PetiteVitesse.mg dia miova anarana ary lasa Mister Pneu.
Nahoana no misy izao fanovana izao ?
Ny tanjonay dia :
• hanana anarana sy logo mora ahafantarana kokoa ny asa ataonay
• hanana endrika mazava sy matihanina kokoa
• hifantoka bebe kokoa amin’ny pneu neuf sy occasion
Ny tsy miova :
• ekipa iray ihany
• serivisy iray ihany
• fanoloran-tena iray ihany
• finiavana hanome fahafaham-po anareo hatrany
Manomboka anio :
• miova amin’ny fomba ofisialy ho Mister Pneu ny anaranay
Ao anatin’ny 3 volana :
• hovaina tsikelikely ny enseigne sy ny sary rehetra eny amin’ny magazay
• havaozina ihany koa ny pejy Facebook sy ireo supports rehetra
Ity fanovana ity dia manamarika dingana vaovao mba hanomezana fahafaham-po anareo bebe kokoa sy tsara kokoa, miaraka hatrany amin'ilay tanjona iray :
hanolotra pneu tsara indrindra amin'ny vidiny tsara indrindra
Misaotra anareo hatrany tamin’ny fahatokisana.
Ny ekipan’i Mister Pneu
---------------------------
🇫🇷 CHANGEMENT DE NOM – PETITEVITESSE.MG DEVIENT MISTER PNEU
Après plusieurs années à vos côtés, PetiteVitesse.mg évolue et devient désormais Mister Pneu.
Pourquoi ce changement ?
Notre volonté est d’avoir :
• un nom plus évocateur de notre activité
• une identité plus claire et plus professionnelle
• une marque davantage spécialisée dans les pneus neufs et occasions
Ce qui ne change pas :
• la même équipe
• le même engagement
• les mêmes services
• la même volonté de vous satisfaire
À partir d’aujourd’hui :
• notre nom change officiellement pour Mister Pneu
Durant les 3 prochains mois :
• les enseignes et visuels de nos magasins seront progressivement remplacés
• notre page Facebook et nos supports seront mis à jour
Cette évolution marque une nouvelle étape pour mieux vous servir, avec toujours le même objectif :
vous proposer les meilleurs pneus au meilleur prix.
Merci pour votre confiance depuis le début.
L’équipe Mister Pneu