23/02/2026
ASOMOI – Partenaire des producteurs, artisans et coopératives locaux
ASOMOI accompagne les artisans, les agriculteurs et les coopératives dans la mise en place d’alambics 100 % sur mesure.
Nous concevons des équipements adaptés à vos besoins et à votre capacité de production.
Nos installations peuvent traiter toutes sortes de feuilles, plantes aromatiques et médicinales, de manière professionnelle et efficace.
✔ Installation et suivi complets
✔ Adapté à tout type de végétaux
✔ Service professionnel de A à Z
✔ Conception entièrement sur mesure
📩 Contactez-nous en message privé
📞 Appelez-nous pour discuter de votre projet au 034 17 267 83
----------------------------------------------------------------------------
ASOMOI – Mpiara-miombon’antoka amin’ny mpamokatra, mpanao asa-tanana ary fikambanana eto an-toerana
ASOMOI dia manampy ny mpanao asa-tanana, ny tantsaha ary ny fikambanana amin’ny fametrahana alambika vita araka izay ilaina (sur mesure).
Manamboatra fitaovana mifanaraka amin’ny filanareo sy ny fahafahan’ny famokarana izahay.
Afaka manodina ravina sy zavamaniry isan-karazany amin’ny fomba matihanina sy mahomby ny rafitra ataonay.
✔ Fametrahana sy fanaraha-maso feno
✔ Mifanaraka amin’ny karazana zavamaniry rehetra
✔ Serivisy matihanina manomboka amin’ny A ka hatramin’ny Z
✔ Vita araka ny filàna manokana
📩 Alefaso hafatra manokana izahay
📞 Antsoy izahay hiresahana ny tetikasanao : 034 17 267 83
Spécialiste en fabrication inox