19/09/2026
๐ ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO ANโNY FAHAZOANA VAOVAO HO ANโNY REHETRA.
Ady hevitra,trano heva,fizarana traikefa, atrikasa ary hetsika mikasika ny asa fanaovan-gazety no nokarakarain'ny tamin'ny alalan'ny "Agora citoyenne des mรฉdias" tetsy Antaninarenina ny alarobia 16 septembre.
Sehatra fifanakalozan-kevitra eo amin'ny mpanao gazety,ireo matihanina amin'ny haino vaky jery ary ny olom-pirenena ity hetsika ity. Hifantohana amin'ny andraikitra,ny famoaham-baovao,ny ady amin'ny vaovao tsy marina indrindra ny"dรฉsinformation",ary ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety.
Nisy ny fizarana ny taratasy fanamarihana ho mpikambana ao amin'ny fikambana APPEL.
Isany nisitraka izany ny Rova Madagasikara
โ๐ผNyARL