18/10/2024
Faly izahay mizara an-tsary ireo fotoana manan-danja tamin'ny fampiofanana momba ny fanorenana trano sy ny fampiasana simenitra izay tanteraka tao:
📍Ambatondrazaka sy tao Toamasina.
Nahazo fahaiza-manao niaraka tamin'ny mpampiofana matianina ireo mpandray anjara ary naneho fahavononana lehibe nandritra ny fandaharam-potoana.
Misy ato ve nareo nandray anjara ? Kopa-tanana kely raha ato ianaro 👐
Araho tsy tapaka ny pejy ho an'ny fandaharam-potoana manaraka.