Malagasy Mifanampy

Malagasy Mifanampy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy Mifanampy, Engineering service, Washington D.C., DC.

Dépanneur mécanique automobile toute marque essence ou diesel
Spécialiste Radiateur
Spécialiste Electricité Automobile toute marque
Réparation portière voiture toute marque

[TOROHEVITRA-MAHASOA]🔴TSARA HO FANTATRA🔴Fantaro ary fa ny fihinanana voankazo ZAVOKA na AVOCAT matetika dia mahalava and...
06/08/2022

[TOROHEVITRA-MAHASOA]

🔴TSARA HO FANTATRA🔴

Fantaro ary fa ny fihinanana voankazo ZAVOKA na AVOCAT matetika dia mahalava andro iainana. Marihina fa tsy asiana siramamy akory fa izy natoraly iny ihany.

🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.

"LAIT D'AMANDE" SY TONGOLO GASY, MAMPITONY NY "IRRITATION DU NERF SCIATIQUE.     Tsy fahatomombanana iray izay tena tsy ...
06/07/2022

"LAIT D'AMANDE" SY TONGOLO GASY, MAMPITONY NY "IRRITATION DU NERF SCIATIQUE.
Tsy fahatomombanana iray izay tena tsy mampahazo aina ary tena miteraka fanaintaina sy firehetana manomboka eo amin'ny lamosina na fitombenana hatrany amin'ny faladia ny " irritation du nerf sciatique" izay ateraky ny "hernie discale" na "syndrome de piriforme". Mety ho voany avokoa na lahy na vavy. Ho anao izay miaina fanaintainana noho ity tsy fahatomombanan'ny hozatra ity dia fantaro fa ity zava-pisotro natoraly iray ity dia hampitony izany.
👉 AKORA ILAINA:
🔸Tongolo gasy hasiny 4.
🔸" Lait d'amande" 200 ml.
👉 FIKARAKARANA AZY:
1⃣ Potehina ny tongolo gasy.
2⃣ Etsy an-kilany, hafanaina ilay "lait d'amande" ary arotsaka ao ilay tongolo gasy rehefa
manomboka mafana ilay "lait d'amande"
3⃣ Avela hiketrika mandritry ny minitra vitsy ary afangaro matetika mba tsy hangotraka.
4⃣ Vita izay dia dia esorina eo am-patana ary avela mangatsiaka.
5⃣ Ampiana tantely kely alohan'ny hisotroana azy. Marihina fa io fangaro io no sotroina ao anatin'ny 1 andro, ary atao mandrapahafaka ilay fanaintainana.
👉 TOMBONY
Mampihena ny firehetana ary noho izy ity manankarena singa izay "analgésique" dia manala fanaintainana ihany koa izy. Ny tongolo gasy dia "antibiotique" natoraly no sady "anti- inflammatoire" ihany koa ka afaka hikarakarana ireo aretina hafa izay miteraka "infections".
🌕

TOROHEVITRA FAHASALAMANA ©FANAFODY DIABETA NATORALY TENA MANDAITRA : Betsaka ny olona eran-tany izay voan'aretina DIABET...
06/06/2022

TOROHEVITRA FAHASALAMANA

©FANAFODY DIABETA NATORALY TENA MANDAITRA : Betsaka ny olona eran-tany izay voan'aretina DIABETA no nampiasa fanafody natoraly izao dia sitrana avokoa tompoko. Anisan'ny voankazo maro tsy mankatia tokoa ny VOATAVO nefa tena manana ny tsiambaratelony.

✅ZAVATRA_ILAINA :
©Voatavo masaka tsara.

✅FOMBA_FIKARAKARANA_AZY :
©Alaina ny voatavo teo dia sasana madio tsara ary esorina ireo voany. Rehefa vita izay dia mixena miaraka amin'ny rano 1 vera ireo voany miisa 10 ary tatavanina izay vao azo ampiasaina tompoko.

✅FOMBA_FAMPIASANA_AZY :
©Sotroina INDRAY vera isaky ny maraina. Adiny 2 na 3 ora alohan'ny sakafo.

✅FAHARETANY_TRAITEMENT :
©Mandritra ny 7 andro.

✅FANAMARIHANA :
©Ilay voany no ampiasaina fa tsy nofiny akory ary tsy voatery maina ny voany voatavo vao mety ampiasaina tompoko. Mazava ho azy fa isaky ny hisotro dia manao vaovao hatrany. Andramo ataovy izao fanafody DIABETA natoraly ity fa tena mandaitra. Tsy asiana siramamy akory ilay jus voany voatavo teo.

Hitako dia zaraiko dia mba zarao sao mahasoa ny hafa

AZO TSABOINA AMIN'NY FOMBA NATORALY NY GOUTTE     Aretina iray tena mampijaly, misy fivontosana marary manaintaina mafy,...
06/05/2022

AZO TSABOINA AMIN'NY FOMBA NATORALY NY GOUTTE
Aretina iray tena mampijaly, misy fivontosana marary manaintaina mafy, ary azo lazaina fa mampody adala mihitsy ny GOUTTE, kanefa azo atao tsara ny miady amin amin'ny alalan'ny vokatra natoraly.
1⃣ JUS COCOMBRE + CELERIE + CITRON + GINGEMBRE:
🔶 Maka cocombre 1 dia sasana madio ary voasana dia tetehina madinika.
🔶 Maka sakamalao ohatry ny ankihibe tanana ary sasana madio tsara dia tetehina madinika.
🔶 Maka celerie tangozany 2 dia sasana madio tsara ary tetehina madinika.
🔶 Maka citron tapany dia potserina ao anaty mixeur ny ranony ary alatsaka ao avokoa ireo akora efa voakarakara teo aloha dia asiana rano mangatsiaka madio1/2 vera ary totoina ho tonga jus.
🔶 Io fangaro io ( jus) no sotroina indray mandeha isanandro mandrapahafaky ny fanaintainana sy ny fivontosana.

VOKATSOA AZO AVY AMIN'NY JUS D'ANANAS:      Mahakasika io indray no hozarainay aminao anio.Manatsara ny fahasalamana no ...
06/05/2022

VOKATSOA AZO AVY AMIN'NY JUS D'ANANAS:
Mahakasika io indray no hozarainay aminao anio.Manatsara ny fahasalamana no sady mitondra otrikaina maro ny jus d'ananas tsy misy fangarony.
IRETO AVY NY VOKATSOA HOENTINY:
~ Anti-inflammatoire (manala fanaintainana)
~ Manampy amin'ny aretina:cancers,cardiovasculaires,hypertension,cholesterol satria noho izy detox izay manala ny toxines rehetra any amin'ny taova rehetra sy any amin'ny ra ary koa diurétique.
~ Misoroka ny vokadratsy ny RADICAUX LIBRE noho izy manankarena manganèse sy cuivre izay mamorona ny hémoglobine SY collagène izay manamafy ny tissus SY ny taolana any amin'ny vanintaolana ka manampy amin'ny aretina osteoarthrite,arthrose,rhumatisme,goutte.
~ Manankarena VIT C izay mitondra hery ary misoroka ny aretina izay mitondra any amin'ny fahanterana haingana.
~ Manankarena VIT B1(thiamine) izay mampatanjaka.
~ Manankarena VIT B6 (pyridoxine) izay manampy ny fiforonan'ny globule rouge izany hoe mitondra oxygène any amin'ny vatana ; Ny VIT B6 koa dia mamadika ny siramamy ho lasa hery. Sady mampiakatra ny tahan'ny système immunitaire.
~ Manankarena CUIVRE izay mamorona ny hémoglobine sy collagène (protéine izay mikarakara ny fahasimban'ny tissus sy ny taolana any amin'ny vanintaolana vokatry ny RADICAUX LIBRE.
~ Manankarena FIBRE izay manatsara ny tsinay no sady manampy amin'ny fandevonan-kanina.
~ Manatsara ny hoditra.
~ Misoroka ny kohaka,rhume,infection.
~ Anti- allergie.
~ Manatsara ny maso.
FOMBA FIKARAKARANA AZY:
* Maka mananasy dia voasana ary tetehina madinika.
* Potehina amin'ny "mixeur" ary tatavanina ny ranony, asiana tantely 1 sotrokely dia sotroina 1 vera isanandro mandritry ny 3 andro ihany.

Ny sovoka 😟 ahoana no fisehony❓ Inona no atao❓(TSIAHY)Tahotra fadiranovana hoan’ny bevohoka sy ny mpiteraka ny ho voan’n...
06/02/2022

Ny sovoka 😟 ahoana no fisehony❓ Inona no atao❓

(TSIAHY)
Tahotra fadiranovana hoan’ny bevohoka sy ny mpiteraka ny ho voan’ny sovoka ary tena mahafaty tokoa io raha tsy voatsabo malaky ⚠‘Ndao ary fantarina ny fisehony ☺👇

Inona aloha no mahatonga ny sovoka❓

Hatsiaka : TSIA❗❗❗
🔹Efa nolazaina ihany fa LOTO (tsy hita maso) no mahatonga azy. 💢Misy mikraoba miditra eo @ col (satria mbola tsy mikatona), miakatra anaty tranon-jaza ary mitarika infection 💀
🔹Antony faharoa, misy ahitra tavela any.
Raha ny tokony ho izy manko dia mivoaka ny zaza, mivoaka ny ahitra, averin’ny pia @ laoniny ny tranon-jaza, mihena tsikelikely ny rà. ☝Raha misy ahitra tavela nefa "na dia toy ny silak’hoho" aza dia tsy hiety hiverina @ habeny taloha ny tranon-jaza

Mikaikokaikona (lazain'olona fa rivotra🌀) sy mamoka rà be ny tranon-jaza 😬 (mihezaka mamoaka ilay loto na ambina ahitra), izay ilay SOVOKA 💁

1⃣ Ireto ny fisehony:
❇Mandeha be ny rà (serviette 1/h na mihoatra), mena be foana ny rà mivoaka
❇Mamofona be ny fivaviana (fofon-trondro 🐠)
❇Manavy (miakatra hafanana, mafana hoditra, nefa mahatsapa mangatsiaka ary mangovitra) 🔥❄
❇Marary be tsy zaka ny kibo (tena tsy zaka)
❇Marary andoa be, fanina, malemy, HATSATRA

2⃣Manantona hopital MALAKY ihany no VAHAOLANA :
✅Raha misy potika ahitra tavela dia avoaka (karoina @ tanana) 😬😢
✅Vonoina @ alalan’ny fanafody ny mikraoba tafiditra anaty tranon-jaza 💊
✅ Omena fanafody mampidina hafanana
✅ Raha ilaina dia petahana serum fampantajahana sy ampidirana rà ilay vehivavy 🆎🅾

3⃣Ho fisoroana ary dia :
🌸toerana madio sy azo antoka hiterahana 🌸midio ara-dalàna @ rano nampangotrahana rehefa teraka (tsy hoe rano mamay fa rano efa avy nangotraka)
🌸 tapahana ny hoho 💅,
🌸 tsy misikotsikotra (tampon sns) 🚫 manjary mandefa mikraoba tsy hita maso anaty tranon-jaza, soloina matetika ny serviette fa tsy tazomina ela be
🌸makà aina (rehefa mivizaviza koa ny mpifana dia mandeha be ny rà)😌

Haintsika izay ny sovoka k'aza miroroha saina intsony 😊 Misaotra namaky h@ farany dia mirary soa daholo 😘😘😘

𝗛𝗔𝗙𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬 Tao Colombia no nisehoan'ity tranga hafakely ity. Lehilahy iray tsy manan-kialofana mizara hafaliana ho an'ireo...
06/01/2022

𝗛𝗔𝗙𝗔𝗞𝗘𝗟𝗬

Tao Colombia no nisehoan'ity tranga hafakely ity. Lehilahy iray tsy manan-kialofana mizara hafaliana ho an'ireo vehivavy eny an-dalana.

Rehefa hariva dia manantona ireny tsena fivarotana voninkazo ireny ity lehilahy ity ary mitsipona ireo voninkazo mbola tsara ary mizara izany ho an'ny mpandalo.

Ny tanjony dia mizara hafaliana rehefa tsy manana vola ho zaraina satria ny fahasambarana lehibe indrindra eto an-tany dia ny manana fahafahana mizara ho an'ny hafa ary mitondra hafaliana ho an'ireo mandray izany tsy andrasana tambiny.

NY TOMBOTSOA ENTIN'NY VOAN-DRAKETA EO AMIN'NY FAHASALAMANA    Ny voan-draketa dia voankazo hita any amin'ny tany mafana,...
06/01/2022

NY TOMBOTSOA ENTIN'NY VOAN-DRAKETA EO AMIN'NY FAHASALAMANA
Ny voan-draketa dia voankazo hita any amin'ny tany mafana, matetika dia maniriniry eny izy ity fa misy ihany koa eto am-povoantany dia ahitana azy maniry eny amin'ny tokontanin'olona eny, izany hoe tena nambolena mihitsy. Voankazo manankarena otrikaina sy mineraly maro izy ity: magnésium, vitamine C, antioxydants, vitamine B(B2, B3, B6, B9), Beta-carotène, fer, calcium ary potassium. Noho ireo otrikaina maro ireo dia tena manatsara ny fahasalamana ny fihinanana azy(atao jus) satria:
MAMPIAKATRA NY TAHAN'NY SYSTEME IMMUNITAIRE NO SADY MIADY AMIN'NY ARERAHANA MITARAZOKA(FATIGUE): Ahitana otrikaina sy mineraly maro amin'ny tahany ambony izy ka tena mampiakatra ny tahan'ny "systeme immunitaire" no sady miady amin'ny arerahana mitarazoka.
MIADY AMIN'NY RARIN-TSAINA, SPASMOPHILIE, CRAMPES, FATIGUE, MANATSARA NY FITADIDINA: miady sy misoroka ireo tsy fahatomombanana maro eo amin'ny fahasalamana ireo ny fisotroana (jus) amin'ity voankazo ity satria dia ahitana vitamina sy mineraly maro ao aminy, ahitana antioxydant ihany koa izy ka tena manatsara ny "systeme nerveux" ary manampy betsaka ny olana sendra ireo olana ireo ny fisotroana azy.
AFAKA HANENANA VATANA NO SADY MANADIO IREO TAOVA TOY NY TSINAY, VAVONY, VOA ARY MAMPIDINA NY TAHAN'NY "MAUVAIS GRAS LDL", "TRIGLYCERIDE", "GLYCEMIE": noho ity voankazo ity ahitana "antioxydants" dia mampidina ny tahan'ireo "toxines" izay manankorontana ny fahasalamana toy ny "mauvais gras LDL", "Triglyceride", "glycemie". Manadio taova aty, tsinay, voa ihany koa izy ary noho izy "anti-inflammatoire" sy "antioxydant" matanjaka dia miady amin'ny olana eo amin'ny vavony toy ny: "ulcère", "gastrite".
MIADY AMIN'NY "PROSTATE": voankazo manankarena rano ny voan-draketa ka tena mampivalandrano(diurétique) no sady ahitana "antioxydants" dia tena tsara entina miady amin'ny "prostate". Noho izy ahitana rano betsaka dia mamahandrano ny vatana ihany koa izy, izany hoe mety amin'ny olona tsy ampy rano.
CONTRE INDICATION: Tsara raha manao fitiliana matetika mahakasika ny tahan'ny siramamy ny olona "diabétique" izay manaraka "traitement" aminy fa mampidina be ny tahan'ny siramamy izy ity ka sao lasa miteraka "hypoglycemie" indray ary koa tsy mihinana matetika azy izay efa ambany na antonina ny tahan'ny siramamy ao aminy. Tsy mahazo mihinana azy ny vehivavy mampinono sy bevohoka. Tsy atao diso matetika loatra ny fihinanana azy ity fa mahatonga ny "occlusion intestinales".

☝ Ny fahatsoranao diso tafahoatra , no mamotika anao ☝-- Tsara ny fahatsorana , tsara ny manampy ny hafa , fa saingy aza...
05/31/2022

☝ Ny fahatsoranao diso tafahoatra , no mamotika anao ☝

-- Tsara ny fahatsorana , tsara ny manampy ny hafa , fa saingy aza mba diso tsotra loatra
-- Rehefa diso tsotra loatra ianao , lasa adinonao ny tenanao , fa lasa variana manompo ny hafa , ataon'olona fitaovana
--;Olona mila anao , eo foana ianao , fa rehefa ianao mila olona ,aiza izy ?
-- Mahaiza mametraka hoe rehefa Eny dia Eny fa rehefa Tsia dia Tsia , fa tsy voatery hanaiky foana ianao , na dia zavatra hamotika anao aza😭.
-- Na amin'ny finamanana na fitiavana na amin'ny asa na amin'inona , tsy mety io diso tsotra loatra io ,fa olona iray rehefa tsotra loatra , lasa mijaly foana 💔
-- Misy fotoana mantsy ianao na zavatra tsy mety aminao aza fa matahotra ny ahilika ny hafa , dia voatery manaiky foana , na zavatra hamotika anao aza💔 , atao ahoana eee , tsy fidiny ho ahy anie sns...
-- Mba mametraha ny maha izy azy ianao , omeo lanjany ny tenanao , manaova soa ny hafa , fa saingy aza manaiky atao fitaovana, handeha ny olona , avelao handeha , hijanona avelao
hijanona...
-- Manana hasina sy lanjany ny tenanao , koa aza manaiky atao izay tiana hanaovana azy

✅ Tadidio foana ity teny ity :" Ny fahatsoranao diso tafahotra no mamotika anao" .💔🙏

Mahafinaritra anao

NY AKORA MISOROKA NY FAHATSENTSENAN'NY LALANDRÀ.    Ny fahatsentsenan'ny lalandrà dia tsy fahatomombanana iray eo amin'n...
05/31/2022

NY AKORA MISOROKA NY FAHATSENTSENAN'NY LALANDRÀ.
Ny fahatsentsenan'ny lalandrà dia tsy fahatomombanana iray eo amin'ny fahasalamana izay tena manankorontana ny fiasan'ny taova maro ao anaty, mampiakatra ny tosidrà ihany koa. Maro ny antony mahatonga ny lalandrà ho tsentsina, fa tena miteraka izany voalohany dia ny fihinanana sakafo feno menaka ratsy hoan'ny vatana "mauvais gras". Azo atao tsara anefa ny misoroka izany amin'ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana sy vokatra natoraly(gamme d'entretien à base de girofle, vokatra ato aminay) izay tena mandaitra be avokoa. Momba izay indray no torohevitra entina ho anao anio.
NY TONGOLO GASY
Ny tongolo gasy tokoa dia manana fahafahana manala ireo singa manentsina ny lalandrà. Manankarena "antioxydant" be dia be mantsy izy, izay tena miady amin'ny "mauvais gras LDL" no sady manala ireo karazana "toxines" any amin'ny rà. Izany dia hanatsarana ny fikorian'ny rà ary koa mampidina ny tsindry mihantra amin'ny lalandra. Koa raha mihinana tongolo gasy manta hasiny 2 isanandro isika, dia azo antoka fa tsy ho tsentsina mihitsy ny lalandrà.
NY MENAKA OLIVE
Izy dia entina misoroka ny fahatsentsenan'ny lalandrà, ahitana singa misakana ny "mauvais gras LDL" tsy hiraikitra amin'ny sisin'ny lalandrà tokoa mantsy ao aminy. Ny fihinanana azy iray sotrokely(1 CàC) isanandro dia misoroka ny fahatsentsenan'ny lalandrà.
NY APONGABEANDANITRA
Izy ity ihany koa dia tena mandaitra raha entina misoroka ny fahatsentsenan'ny lalandrà. Manankarena "antioxydant" be dia be koa mantsy izy. Ny fihinanana azy dia mampihena ny fahasimbana ateraky ny firaiketan'ny menaka ratsy amin'ny lalandrà. Tsy izany ihany fa mbola mandevona ireo menaka manentsina ity farany ihany koa izy.
NY "AUBERGINE"
Ity legioma iray ity dia manadio tanteraka ny lalandrà manontolo, ary koa mampihena ny tahan'ny farany ambany ny "mauvais gras" ao amin'ny rà. Io singa io dia tena tsara be hoan'ny fahasalaman'ny fo ihany koa. Manankarena "pectine" ihany koa izy ary mampihena ny tahan'ny "lipoproteine". Izany hoe misoroka tanteraka ny fahatsentsenan'ny lalandra izany ny fihinanana azy. (Atao jus) ary misotro azy matetika ( 3 fois par semaine).

Ny tantely dia zavatsoa voajanahary ,sarobidy ho an'ny fahasalamana sady mampitombo hery sy tanjaka...-Miaro , manampy b...
05/31/2022

Ny tantely dia zavatsoa voajanahary ,sarobidy ho an'ny fahasalamana sady mampitombo hery sy tanjaka...
-Miaro , manampy betsaka amin'ny fitsaboana ny aretin'ny taovam-pisefoana ,azo hitsaboana ratra sy fery (pansement)
-mampihena fanaintainana vokatry ny aretim-bavony ,miaro ,maka tantely iray sotro atao iray vera ,sotroina isa maraina mialoha ny sakafo...
-manamora ny fandevonan-kanina ihany koa izy io
-ny singa tsara izay hananan'ny tantely dia miaro aminy fahanteran'ny sela ,mahatanora lalandava ,miaro aminy aretiny lalan-dra sy ny aretim-po..
Tsara atao solona siramamy indrindra hoan'ny olona diabetika ...
Manakarena kaloria sy gilisida ihany koa (riche en calories et glucides)
Fantaro tsara ary rehefa movidy tantely fa arakarakin'ny voninkazo na hazo nakanin'ny tantely ny maminy ny vokatra tsara azo aminy fa ny tena tsara indridra dia ny ''Tantely velon-dreny ''
NB: -aza mba sarahana tantely sy vaingatsira ao an-tokantrano fa sady mahasoa no mahatsara

Randriason Sand Asombola

NY FAHEFANA MAMPITOLAGAGA ANANAN'NY SOKATRA ...Miaro amin mosavy alefan olona amin alalan ny varatra-miaro amin fahasamp...
05/30/2022

NY FAHEFANA MAMPITOLAGAGA ANANAN'NY SOKATRA ...
Miaro amin mosavy alefan olona amin alalan ny varatra
-miaro amin fahasamponan ny zaza ra vao manomboka ny vohoka
-fanala mosavy maro zany oe tsy andairan dratsy amin resaka gafy ataon olona (vorika)
Raha efa voa vao miompy azy dia mihena ny herin le mosavy fa tsy afaka
Oetina hitsaboana aretina maro toy ny
-asthme
- depression
- spasmophilie aigue
- epiplepsie
- allergie climatique
- angine cardiaque
2-ny sakafon ny sokatra
Mihinana salade,akondro,oditra legume sns izy
Tsy azo omena anamamy sy hena kisoa
3-ny tsara ho fantatra
Ny carapacen ny sokatra dia detecteur d energie negatif .araka2 ny taux d energie negatif no mahatonga n sokatra iray ho lasa tsy de mahasakafo loatra na sarotra taizana.na koa miova miepaka n loko amin carapaceny.
Anti rayonnement ny carapace.zany oe vonoin ny olona ilay sokatra ary asiany volamena na zavatra sarobidy ao anatiny (entre le carapace dorsale et ventrale). Fa tsy hitan ny scanner ny ao anatiny ary io no maha lafo ny bizina sokatra.
Misy element special avokan ny p**i an tsokatra ary miteraka effet tsra amin fahasalamana.
Tsy azo vonoina fahatany ny sokatra fa misy zavatra atao refa hamono azy.
Ny fon'ny sokatra na efa maty aza le sokatra de mbola mitempo. Ary anisan anaovana fanafody tena lafo ny sokatra.
4-karazany
Araka2 ny habehan lay sokatra no heriny sy tanjak ilay voalaza eo ambony reo
Ny karazany kosa dia misy particularite oe matanjaka kokoa n effet
Amin le karazana otran zao ra oharina amin le ray.
Plus betsaka ny couleur noir amin carapace.plus matanjaka ny effet
Randriason sand Asombola

Address

Washington D.C., DC
34678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Mifanampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Malagasy Mifanampy:

Share