Ben•Design

Ben•Design Ben•Design : entreprise en community management, design graphique et marketing digital.

‎🏀 𝐀𝐅𝐑𝐎𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐔𝟏𝟖 | 𝐁𝐄𝐍.𝐃𝐄𝐒𝐈𝐆𝐍‎🇲🇬 Madagascar démarre fort ! ‎Au terme d'un match à suspense, les Ankoay U18 s'imposent 6...
05/08/2026

‎🏀 𝐀𝐅𝐑𝐎𝐁𝐀𝐒𝐊𝐄𝐓 𝐔𝟏𝟖 | 𝐁𝐄𝐍.𝐃𝐄𝐒𝐈𝐆𝐍
‎🇲🇬 Madagascar démarre fort !

‎Au terme d'un match à suspense, les Ankoay U18 s'imposent 68-65 face au Gabon grâce à un tir au buzzer qui fait exploser de joie toute une nation. Une entrée en matière parfaite dans cet Afrobasket U18 ! 💥🏀

‎👏 Une victoire qui lance idéalement la compétition pour Madagascar.

🎉💙 MIRARY FETIN'NY RAY SAMBATRA HO AN'NY DADA REHETRA! 💙🎉Ny dada dia hery, fitiavana ary fiarovana ho an'ny ankohonana. ...
21/06/2026

🎉💙 MIRARY FETIN'NY RAY SAMBATRA HO AN'NY DADA REHETRA! 💙🎉

Ny dada dia hery, fitiavana ary fiarovana ho an'ny ankohonana. 🙏👨‍👧

💖 Bonne fête Papa !
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fifaliana mandrakariva ho anareo dada rehetra.

✨ Ben Design – Manome voninahitra ny ray rehetra amin'ity andro manokana ity.

🇲🇬💙

⚽🔥 VOKA-DALAO ! 🔥⚽🇨🇿 RÉPUBLIQUE TCHÈQUE 1 - 1 AFRIQUE DU SUD 🇿🇦Ady mafy sy fifanandrinana nahafinaritra no nifarana tami...
19/06/2026

⚽🔥 VOKA-DALAO ! 🔥⚽
🇨🇿 RÉPUBLIQUE TCHÈQUE 1 - 1 AFRIQUE DU SUD 🇿🇦

Ady mafy sy fifanandrinana nahafinaritra no nifarana tamin’ny isa mitovy! 💥

⚽ 6’ | M. Sadílek 🇨🇿
⚽ 83’ | T. Mokoena (P) 🇿🇦

Samy naneho ny heriny sy ny talentany ireo ekipa roa tonta ka nizara isa tamin’ny farany. 👏🔥

💬 Ahoana ny hevitrao momba ity vokatra ity? Iza no mendrika nandresy? Soraty ao amin’ny commentaire! 👇

🎨 Publication réalisée par Ben Design CM & Designer

⚽🔥

🏆🔥 GROUPE C : IZA NO HAKA NY TOERANA VOALOHANY? 🔥🏆Taorian'ny andro voalohan'ny fifaninanana dia izao ny filaharana vonji...
18/06/2026

🏆🔥 GROUPE C : IZA NO HAKA NY TOERANA VOALOHANY? 🔥🏆

Taorian'ny andro voalohan'ny fifaninanana dia izao ny filaharana vonjimaika ao amin'ny Groupe C 👇

🥇 🇬🇧 Écosse — 3 isa
🥈 🇲🇦 Maroc — 1 isa
🥉 🇧🇷 Brésil — 1 isa
4️⃣ 🇭🇹 Haïti — 0 isa

⚽ Efa manomboka mafana ny fifaninanana!
Mbola misokatra ny ady ho an'ny laharana voalohany ary mbola betsaka ny mety hitranga amin'ireo lalao manaraka. 🔥

🤔 Araka ny hevitrao, iza no hivoaka ho lohalaharana ao amin'ny Groupe C?
🇬🇧 Écosse ?
🇲🇦 Maroc ?
🇧🇷 Brésil ?
🇭🇹 Haïti ?

👇 Soraty ao anaty commentaire ny safidinao!

🎨 Ben Design
📌 Vaovao Football • Classement • Flyers Sportifs • Community Management

⚽🔥🏆

⚽🔥 VONONA VE IANAO AMIN'NY MATCH ANIO? 🔥⚽🏆 Mondial 2026 – Alakamisy 18 Jona 2026Fihaonana mafana no miandry antsika andr...
18/06/2026

⚽🔥 VONONA VE IANAO AMIN'NY MATCH ANIO? 🔥⚽
🏆 Mondial 2026 – Alakamisy 18 Jona 2026

Fihaonana mafana no miandry antsika androany sy rahampitso maraina! 😍👇

🇨🇿 République Tchèque 🆚 Afrique du Sud 🇿🇦
⏰ 19:00

🇨🇭 Suisse 🆚 Bosnie-Herzégovine 🇧🇦
⏰ 22:00

🌙 Zoma 19 Jona 2026 – Maraim-be

🇨🇦 Canada 🆚 Qatar 🇶🇦
⏰ 01:00

🇲🇽 Mexique 🆚 Corée du Sud 🇰🇷
⏰ 04:00

🔥 Iza amin'ireo ekipa ireo no heverinao fa handresy?

👇 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinanao:
✅ République Tchèque sa Afrique du Sud?
✅ Suisse sa Bosnie-Herzégovine?
✅ Canada sa Qatar?
✅ Mexique sa Corée du Sud?

🎁 Ny tena mpankafy baolina kitra dia mamaly ny score vinavinany amin'ny commentaire!

🎨 Ben Design
📌 Vaovao Football • Flyers Sportifs • Community Management • Design Professionnel

👉 Araho ny pejy Ben Design raha te hahazo vaovao sy visuels football isan'andro!

⚽🏆🔥

🔥🇨🇴 COLOMBIE NANEHO NY HERINY! 🇨🇴🔥⚽ Score Final🇺🇿 Ouzbékistan 1️⃣ - 3️⃣ Colombie 🇨🇴Nanao lalao lehibe ny Colombie ka nah...
18/06/2026

🔥🇨🇴 COLOMBIE NANEHO NY HERINY! 🇨🇴🔥
⚽ Score Final
🇺🇿 Ouzbékistan 1️⃣ - 3️⃣ Colombie 🇨🇴

Nanao lalao lehibe ny Colombie ka nahazo fandresena mendrika tamin'ity fihaonana ity. 💪🔥

⚽ Mpamono baolina :
🇺🇿 A. Fayzullaev (60')

🇨🇴 Daniel Muñoz (40')
🇨🇴 Luis Díaz (65')
🇨🇴 J. Campaz (90+9')

👏 Na dia niezaka aza i Ouzbékistan dia tsy nahasakana ny herin'ny Colombiens.

👇 Ahoana ny hevitrao momba ny zava-bitan'i Colombie androany?
Soraty ao anaty commentaire! 💬🔥

🎨 Publication réalisée par Ben Design
📌 Flyer Sportif • Affiche Publicitaire • Logo • Community Management

⚽🇨🇴🔥

🇬🇭🔥 GHANA NAKA FANDRESENA TAMIN'NY FOTOANA FARANY! 🔥🇬🇭⚽ Score Final🇬🇭 Ghana 1️⃣ - 0️⃣ Panama 🇵🇦⏰ Tamin'ny minitra farany...
18/06/2026

🇬🇭🔥 GHANA NAKA FANDRESENA TAMIN'NY FOTOANA FARANY! 🔥🇬🇭
⚽ Score Final
🇬🇭 Ghana 1️⃣ - 0️⃣ Panama 🇵🇦

⏰ Tamin'ny minitra farany indrindra no nahatonga ny hafaliana!
⭐ Caleb Yirenkyi (90+5') no nitifitra ny baolina nandresy ka nampipoaka ny mpankafy Ghana. 🎉🔥

👏 Fandresena sarobidy sy ady mafy hatramin'ny segondra farany!

👇 Raha ianao, mendrika ho "Homme du Match" ve i Caleb Yirenkyi?
Asehoy ao anaty commentaire ny hevitrao! 💬

🎨 Publication réalisée par Ben Design
📌 Flyer Sportif • Affiche Publicitaire • Logo • Community Management

🇬🇭⚽🔥

🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE B 🔥🏆😱 Mitovy isa daholo!🇨🇭 Suisse • 🇨🇦 Canada • 🇶🇦 Qatar • 🇧🇦 Bosnie-Herzégov...
17/06/2026

🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE B 🔥🏆
😱 Mitovy isa daholo!
🇨🇭 Suisse • 🇨🇦 Canada • 🇶🇦 Qatar • 🇧🇦 Bosnie-Herzégovine
➡️ Samy manana isa 1 avokoa taorian'ny lalao voalohany!

⚽ Mbola misokatra tanteraka ny ady ho an'ny laharana voalohany ao amin'ny Groupe B.

👇 Araka ny hevitrao, iza no hitarika ny Groupe B rehefa tapitra ny dingana voalohany?

💬 Soraty ao anaty commentaire ny vinavinao!
👥 Tagueo ilay namanao mpankafy baolina kitra ary andao hiady hevitra!

🔥 Aza adino ny manaraka an'i Ben Design raha te hahazo vaovao sy sary fanatanjahantena manara-penitra isan'andro!

🏆⚽🔥

⚽🔥 VOKA-DALAO | NIBABOKA NY LIONA ANGLISY! 🔥⚽🏴 Angleterre 4️⃣ - 2️⃣ Croatie 🇭🇷😱 Lalao feno ady sy fihetseham-po no niseh...
17/06/2026

⚽🔥 VOKA-DALAO | NIBABOKA NY LIONA ANGLISY! 🔥⚽
🏴 Angleterre 4️⃣ - 2️⃣ Croatie 🇭🇷

😱 Lalao feno ady sy fihetseham-po no niseho teo amin’ireo ekipa roa tonta, saingy i Angleterre no nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa mazava! 🔥💪

🏆 Isa 3 sarobidy ho an’ny Anglisy ao amin’ny FIFA World Cup 2026™ - Groupe L.

💬 Ahoana ny hevitrao?
Mbola afaka hiverina matanjaka ve i Croatie sa efa manomboka mampiseho ny heriny i Angleterre? 🤔👇

📢 ARAHO NY PEJY BEN•DESIGN E!
Ho an'ny voka-dalao, vaovao football, statistiques ary visuels exclusifs isan'andro. ⚽🏆

⚽🔥🏆

🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE A 🔥🏆🇲🇽 Mexique sy 🇰🇷 Corée du Sud no mitarika vonjimaika amin'ny isa 3️⃣ !⚽ I...
17/06/2026

🏆🔥 COUPE DU MONDE 2026 | CLASSEMENT GROUPE A 🔥🏆
🇲🇽 Mexique sy 🇰🇷 Corée du Sud no mitarika vonjimaika amin'ny isa 3️⃣ !

⚽ Iza amin'ireo ekipa ireo no heverinao fa hifarana eo amin'ny laharana voalohany ao amin'ny Groupe A ?

👇 Avelao ao anaty commentaire ny vinavinao !
💬 Mexique ? Corée du Sud ? Sa mbola hisy fiovana lehibe ?

🔥 Tagueo ilay namanao mpankafy baolina kitra mba hahita ny heviny koa !

Address

101
Tulear

Telephone

+261329585221

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ben•Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ben•Design:

Shortcuts

Share