Ouvrage Métallique Dadafara

Ouvrage Métallique Dadafara Spécialiste en fabrication et pose d'ouvrages métalliques : portails, grilles, escaliers, charpentes…

Mamy mamy
22/10/2026

Mamy mamy

🙏 FISAORANA MANOKANA HO AN'NY NAMANA ANY   !Mankasitraka indrindra tamin'ny fahatokisana sy ny commande portes sy fenêtr...
11/10/2026

🙏 FISAORANA MANOKANA HO AN'NY NAMANA ANY !
Mankasitraka indrindra tamin'ny fahatokisana sy ny commande portes sy fenêtres métalliques. 🚪🪟
🤝 Enga anie hitondra soa sy fanambinana ho antsika rehetra izao fiaraha-miasa izao!
💪 OUVRAGES MÉTALLIQUES DADAFARA ✅ Asa vita tsara sy mafy o***a ✅ Kalitao sy faharetana ✅ Asa araka ny filan'ny mpanjifa
📍 Adiresy : En face Clinique ECAR, Andaboly 📞 Contact : 038 67 300 15
🔩 DADAFARA – Ny kalitao no laharam-pahamehana!

18/09/2026
🔨 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA 🔨Mitady varavarana métallique matanjaka, tsara tarehy ary maoderina ve ianao?Manamboatra ...
16/09/2026

🔨 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA 🔨
Mitady varavarana métallique matanjaka, tsara tarehy ary maoderina ve ianao?
Manamboatra ouvrages métalliques araka ny modèle sy refy ilainao izahay: varavarana, portail, grille, escalier, garde-corps sy asa vy isan-karazany.
✅ Finition tsara
✅ Asa matanjaka sy maharitra
✅ Modèle moderne
✅ Fabrication sur mesure
📞 Tel / WhatsApp : 034 85 676 71
📍 Adresse : Andamboly, ampitan’ny Clinique ECAR
👉 Alefaso aminay amin’ny WhatsApp ny sary na modèle tianao dia afaka miresaka momba ny refy sy ny fanamboarana isika.

Miezaka manome fahafahampo anareo hatrany
04/09/2026

Miezaka manome fahafahampo anareo hatrany

🔥 **ENTANA MISY DISPONIBLE – VONONA HO AN’IZAY MILA!** 🔥Mitady **porte, fenêtre na grille métallique** ho an’ny tranonao...
13/08/2026

🔥 **ENTANA MISY DISPONIBLE – VONONA HO AN’IZAY MILA!** 🔥

Mitady **porte, fenêtre na grille métallique** ho an’ny tranonao ve ianao? 🏠✨

Misy **entana maromaro efa vita sy disponible** ato aminay:

🚪 **PORTES MÉTALLIQUES**
🪟 **FENÊTRES MÉTALLIQUES**
🔒 **GRILLES DE PROTECTION**

✅ Mafy sy mateza
✅ Finition voakaly tsara
✅ Modely samihafa azo isafidianana
✅ Mety amin’ny trano fonenana, magasin, bureau, hôtel, sns.

📸 **Jereo amin’ny sary ireo modely disponible.**
👉 Raha misy mahaliana anao dia mandefasa hafatra privé na mifandraisa aminay mivantana hahazoana ny **refy sy ny vidiny**.

📍 **Adresse : Anketa Haut – Tuléar**
📞 **Contact : 038 67 300 15**
🟢 **WhatsApp : 033 12 529 14**

🔨 **OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA**

⚡ **Entana efa vita — aza miandry ela raha misy modely tianao!**

📣 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA📍 Anketa Haut – ToliaraCont...📞  : 038 67 300 15Whatsapp 0331252914  manarakaVonona ny han...
28/07/2026

📣 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA

📍 Anketa Haut – Toliara
Cont...📞 : 038 67 300 15
Whatsapp 0331252914

manaraka

Vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao hatrany

➡️ Antsoy na manorata WhatsApp dieny izao, hahazoanao devis maimaim-poana!

📣 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA📍 Anketa Haut – Toliara📞 Contact & WhatsApp : 038 67 300 15✨ Ataovy miavaka ny fidiran'ny ...
28/06/2026

📣 OUVRAGES MÉTALLIQUE DADAFARA
📍 Anketa Haut – Toliara
📞 Contact & WhatsApp : 038 67 300 15

✨ Ataovy miavaka ny fidiran'ny tranonao! ✨

Manamboatra amin'ny fomba matihanina izahay:

✅ Porte métallique moderne
✅ Portail sur mesure
✅ Fenêtre métallique
✅ Grille de protection
✅ Claustra décoratif
✅ Ouvrages en acier sy inox
✅ Loko mateza sy finition tsara

🎨 Modely maro azo isafidianana:
✔️ Gris anthracite
✔️ Noir mat
✔️ Beige
✔️ Finition inox

💪 Asa mafy sy kalitao no laharam-pahamehanay.
📐 Manaiky commande araka ny refy sy ny modèle tianao.

📍 Atelier : Ouvrages Métallique Dadafara
📌 Anketa Haut – Toliara
📲 WhatsApp : 038 67 300 15

➡️ Antsoy na manorata WhatsApp dieny izao raha mila devis maimaim-poana!

     Ireto indray ny vaovao 👇🏼Sady misy 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 an!1- Abonneo ny page2- Identifieo ao amin'ny commentaire ny namanao ...
28/05/2026


Ireto indray ny vaovao 👇🏼
Sady misy 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 an!
1- Abonneo ny page
2- Identifieo ao amin'ny commentaire ny namanao 5
3- Asao ireo namanao 5 ireo hi-abonné ny page
4- Mahazo remise 𝟓𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫 be izao ianao amin'izay zavatra vidianao ato aminay 🥰 (vérifienay ilay namana 5 an)
Andao ary ...

   Araraoty fa kely sisa dia tonga ny 𝐟ê𝐭𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐦è𝐫𝐞𝐬. Tolorantsika ny tsara indrindra i Mama:✅ T-shirt tsy misy mpanana✅...
25/05/2026


Araraoty fa kely sisa dia tonga ny 𝐟ê𝐭𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐦è𝐫𝐞𝐬. Tolorantsika ny tsara indrindra i Mama:

✅ T-shirt tsy misy mpanana
✅ Mug (kôpy) tsara be
✅ Firavaka isan-karazany (ao amin'ny commentaire ny sasany)

Adresse: 𝐁𝐀𝐙𝐀𝐑 𝐒𝐂𝐀𝐌𝐀 𝐞𝐨 𝐚𝐤𝐚𝐢𝐤𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐙𝐀𝐌𝐙𝐀𝐌.
Ao amin'ny commentaire ny tohin'ny sary.
mp mp mp oh!

Address

Lot ×
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ouvrage Métallique Dadafara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share