05/05/2026
Nareo ko ve indraindray manao otrany Mr Nary ? Variana kely amin'ny asa sy ny fiainana andavanandro, dia adino hoe hay kay moa efa tokony hanao vidange. 🤣
Ilay fiara koa moa milamina tsara foana miaraka amin'ny Motul dia tsy tadidy indraindray. 😅😇💕
👉 Teneno anay eto amin'ny commentaire ny fikafika kelinareo tsy hanadinoana azy ? 👌