03/02/2026
‼️ARRIVAGE CACHE RAYON
Fa maninona ny moto no mila asina cache rayon ?
✅ Mba hahatsara endrika ny moto
✅ Hiarovana ny rayon tsy ho mora harafesina
✅ Hiarovana anao amin’ny accident amin’ny alina satria mora tazana kokoa ianao amin’ny izay.
📩 Alefaso amin’ny MP ary ny commandenao
☎️ 034 09 275 40
📍 Antarandolo (Ambadiky ny FID) F/Tsoa
🚛 Livraison partout Madagascar