iMMc Antsirabee

iMMc Antsirabee - CARRELAGE

- SANITAIRE

- DIVERS

✨ ARRIVAGE VAOVAO BE ho anao mitady carreaux 20 x 30 cm ✨  Aty amin’ny IMMC, manana Carreaux 20x30 cm tsara kalitao be i...
20/08/2026

✨ ARRIVAGE VAOVAO BE ho anao mitady carreaux 20 x 30 cm ✨

Aty amin’ny IMMC, manana Carreaux 20x30 cm tsara kalitao be izahay, izay hahatonga ny efitranao ho mazava, maoderina ary mahafinaritra indrindra!

📦 16 isa isaky ny carton - ampy tsara amin'ny ilanao azy !

📲 Tongava ary MP na ihany koa manatoana ny Magasin IMMC 🙏

📍IMMC Madagascar
- Antsirabe, Antsenakely, en face du marché (038 28 600 75) 📌

18/08/2026

📍 Ho antsika rehetra mponina eto Antsirabe sy ny manodidina, tongava mitsidika ny IMMC Antsirabe 🤝

Maro ireo efa nandalo sy nahita izay nilainy taty amin'ny IMMC Antsirabe, ary isan'izany ity mpanjifa tonga nitsidika anay androany ity. 😁

Raha mitady carrelage, sanitaire ary divers kalitao amin'ny vidiny mirary ianao, dia aza misalasala mandalo.

✨ Anjaranao indray izao no ho afa-po!

📍 IMMC Antsirabe ampitan'ny Tsena Antsenakely, Antsirabe
☎️ 038 28 600 75

✨ CARREAUX 160 x 80 cm : Omeo endrika vaovao sy raitra ny tokantranonao ! ✨Tonga ato amin'ny IMMC ilay nandrasantsika re...
04/08/2026

✨ CARREAUX 160 x 80 cm : Omeo endrika vaovao sy raitra ny tokantranonao ! ✨

Tonga ato amin'ny IMMC ilay nandrasantsika rehetra: Arrivage vaovao be amin'ny carreaux 160 x 80 cm! 🏡💎

Tongava haingana hisafidy izay tianao indrindra fa efa miandry anao ny kalitao sy ny hatsarany! 🏃‍♂️💨

📍IMMC Madagascar
- Antsirabe, Antsenakely,en face du marché (038 28 600 75) 😉

20/06/2026
🚨 TONGA ARY ITY ILAY NANDRASANA !!! Arrivage carreaux 120 x 60 cm🚨Tonga eto amin'ny IMMC indray ilay karazana carreaux 1...
15/06/2026

🚨 TONGA ARY ITY ILAY NANDRASANA !!!

Arrivage carreaux 120 x 60 cm🚨
Tonga eto amin'ny IMMC indray ilay karazana carreaux 120x60cm vaovao, tena manara-penitra sy manaitra maso! ✨
Te hanova endrika ny tranonao ho lasa kanto sy maoderina ve ianao? Ity no mety indrindra ho anao ! 🤩

Safidio ary ! . Tongava haingana aty amin'ny IMMC Antsenakely fa vonona handray anao izahay ! 🏃‍♀️💨


- Antsirabe, Antsenakely, en face du marché (038 28 600 75) 📌

Arrivage carreaux10x1015x1520x2020x3030x3040x4050x5060x6080x80120x60 10mm - 20mm
11/06/2026

Arrivage carreaux
10x10
15x15
20x20
20x30
30x30
40x40
50x50
60x60
80x80
120x60 10mm - 20mm

LEDFlood Lightindice de protection IP65 : est définie par la norme internationale.Protection : - contre les corps solide...
16/05/2026

LED
Flood Light

indice de protection IP65 : est définie par la norme internationale.

Protection :
- contre les corps solides (garantie d'une étanchéité total à la poussière et aux fines particules).

- contre les liquides (l'appareil résiste aux projections et aux jets d'eau à basse pression).

600W - 500W - 400W - 300W - 200W - 150W - 100W - 50W.

Pour aller plus loin et bien choisir votre équipement, vous pouvez visiter notre Showroom Antsenakely en face du marché.

13/05/2026

🚨 GRANDE PROMO MAISON & CONSTRUCTION 🚨

Vous construisez ou rénovez ?
Découvrez nos meilleurs produits pour embellir votre maison ✨

✅ Carrelage moderne et durable
✅ Articles sanitaires de qualité
✅ Divers matériaux et accessoires pour la maison

💎 Bon rapport qualité/prix
🎨 Plusieurs modèles disponibles
📦 Stock disponible immédiatement
Transformez votre intérieur avec élégance et confort 🏠

📍Passez en magasin dès maintenant
📞 Contactez-nous en message privé pour les prix et commandes
🔥 Dépêchez-vous, les meilleurs modèles partent vite !

Address

Antsenakely, En Face Du Marché
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when iMMc Antsirabee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share