09/11/2025
đ Antony mahatonga ny court-circuit
1ïžâŁ CĂąble simba na efa antitra
â Noho ny hafanana, bibikely, na fikorontananâny isolant, dia mety hihaona ny conducteur.
2ïžâŁ Installation Ă©lectrique tsy manaraka fenitra
â Fil kely loatra, domino ratsy kalitao, connexion tsy matotra, sns.
3ïžâŁ Prises sy fiches malalaka / connexion tsy voafehy
â Raha tsy mihidy tsara ny vis, dia misy Ă©tincelles ka mahatonga court-circuit sy hafanana.
4ïžâŁ Hamandoana na rano
â Raha mahatratra prise, domino na fils miboridana, dia mampifandray conducteur roa.
5ïžâŁ Charge be loatra
â Raha mitondra courant mihoatra ny capacitĂ©-ny ilay cĂąble, dia mitsonika ny fonony ka mifandray mivantana ny fil.
6ïžâŁ Appareil Ă©lĂ©ctrique simba
â RĂ©sistance, bobinage na composant anatiny simba.
đ Ahoana ny fiarovana aminâny court-circuit?
â
1. Mampiasa disjoncteur type magnétothermique voakajy
â Tapaka avy hatrany izy raha misy surintensitĂ© na court-circuit.
â
2. Mampiasa Fusible
â Miempo tsy misy hatakâandro raha mihoatra ny fetra ny courant mandalo.
â
3. Fitaovana tsara kalitao sy voakajy tsara ampiasana
â Cable, prise, domino sy accessoires certifiĂ©s.
â
4. Connexion propre sy serrée tsara
â Hidio mafy tsara ny vis mba hisoroka Ă©tincelles sy hafanana.
â
5. Ataovy manaraka fenitra sy voakajy tsara ny installation anao
â norme IEC / NF C 15-100,...
â
6. Mampiasa prise de terre
â Manalefaka courant de dĂ©faut sy manampy ny protection hiasa haingana.
â
7. Mazotoa manara-maso sy manavao hatrany ny installation anao
đŻ Manatona teknisianina matihanina hikajy sy hanao ny installation anao.