26/06/2026
‼️‼️‼️PUDDLE LIGHT‼️‼️‼️
🧏🏽♂️ Manasa anao mba hamaky tsara an’ilay publication alohan’ny hanao commande 🙏😁
Aiza daholo ilay : BMW, golf, passat, tiguan, touareg, caddy, R5, 4L, 405, clio, 205, 206, 207, 208, 5008, kangoo, partner, crafter sns tsy voatanisa mafatifati kely reny 😍 vo maika reny mahafatifaty be raha asina anty projecteur kely ty 😍
Karazana projecteur kely apetaka eo ambany varavaran'ny fiaranao ka mitifitra logo an'ny fiaranao amin'ny tany 😍
Alimenté 12V ireo BMW - VW - Peugeot.
Ny Renault kosa dia mahazaka eo anelanelan'ny 9-36V. Izany hoe mety amin’ilay Renault Trucks reny.
Ireto option 2 reto no afaka hi-branchenao azy :
⏺️ Option 1 : branchena miaraka amin'ilay plafonnier ka rehefa misokatra ny varavarana dia mirehitra ary rehefa mihidy kosa dia maty
⏹️ Option 2 : branchena miaraka amin'ny veilleuse
Ireto ihany aloha ny logo misy :
🟡 Renault
🟢 BMW
🔵 VW
🟣 Peugeot
NB :
🔵 Ny ankamaroan'ny fiara dia tsy misy fipetahany d'origine fa somary mamorona kely fitoerany sy connecteur mitsofoka aminy 😁 toy ilay jiro encastré amin'ny plafond an'ny trano reny ihany fa tsy sarotra akory 😁 na tsara tarehy takininona ary ilay plafond de tsy maintsy lavahana mba hahafahana mi-encastré ilay jiro 😁 teneninao fotsiny ny électricien voiture anao na ilay mpanambotra varavarana ireny hoe ty mba apetaka dia tonga dia hainy io 😁 raha tsy te handavaka kosa anefa ianao de afaka manambotra fitoerany ao amin’ny bas de caisse ihany koa 😁
🟢 Misy ihany anefa ireo fiara sasany taty aorina be tonga de misy fitoerany d’origine ao miaraka amin'ilay connecteur mitsofoka aminy fa jereo ilay photo réelle de jereo eo ambany varavarana eo sode tonga de misy fa tsy mila mandavaka 😁
💰Prix : 60.000 Ar (paire)💰
Afaka mandefa mp na miantso ny
☎️ 038 07 580 07 (Appel & sms)
☎️ 032 29 428 05 (Appel & sms & whatsapp)
📧 [email protected]
📌 Afaka atao retrait ety @ point de vente anay na afaka atao livraison ihany koa. Ny frais de livraison dia miankina amin'ny toerana misy anao.
📌 Ho anareo izay any amin'ny faritra kosa afaka mandefa izahay fa toy izao ny condition : mila alefanareo en totalité ny vidin'ilay entana + frais hitondra'ilay taxi-brousse azy makany + frais an'ilay livreur anay manatitra azy eny amin'ny taxi-brousse dia izay izahay vao afaka mandefa ny entana izahay. Mankasitraka indrindra tompoko 🙏