29/05/2026
🟢 Izao maraina izao no tafiakatra eny amin'ny tendron'izao tontolo izao na eny amin'ny fara-tapon'ny Everest i Zouzar Bouka sy ny zanany.
Tafapetraka eny amin'ny 8 848,86 metatra eny ambony eny arak'izany ny sainam-pirenena Malagasy 🇲🇬