Justin Randria - Plan & Construction

Justin Randria - Plan & Construction Architecte en bâtiment avec 30 ans
d'expérience à Madagascar. Spécialisé en conception de plans,
devis, rénovation, construction et suivi de chantier .

Pro et sérieux👷‍♂️🔨

Androany aho dia hizara amintsika Astuce kely hoan'ireo olona izay mety ho sahirana amin'ny resaka lokon-trano intérieur...
08/12/2025

Androany aho dia hizara amintsika Astuce kely hoan'ireo olona izay mety ho sahirana amin'ny resaka lokon-trano intérieur kanefa mety kely ny velarany ilay trano ka mahatonga fanelingelenan'ny maso indraindray. Ny fanomezana toerana amin’ny maso (illusion d’optique) dia Zava-dehibe.

🎨Marihana moa fa samy manana ilay loko tiany sy nofisiny ny tsirairay ka samy manana ny safidiny.

ireto avy aza ny loko izay mety manokatra espace :
-Ny fotsy
-Beige
-crème
-Pastel maivana
-violet trés clair

Ny loko maizina dia ohatran'ny hoe vomay manakely efitrano

Miarahaba tompokoAnisany sangan'asa izay atao ankehitriny eny Antohibe eny. Ho fisokafany pejy vaovao natokana hoan'i Ar...
02/12/2025

Miarahaba tompoko

Anisany sangan'asa izay atao ankehitriny eny Antohibe eny. Ho fisokafany pejy vaovao natokana hoan'i Architecture dia ny premier rendez-vous gratuit avokoa ary ny Lieu (chantier) Visitable pour garanti.

Raha toa ka manana eritreritra ny anangana trano (Plan, construction, devis ) na manana hevitra momban'ny trano tianao avoaka ianao dia aza misalasala miditra Mp fa ho apinay hatrany. Prix abordable hatrany

Afaka miantso direct koa ianareo raha liana :
033 11 979 32
034 85 561 61

Miarahaba antsika rehetra.Anisany rindrina fanoherana na "Mur de soutiennement" izay anisany important indrindra amin'ny...
22/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.

Anisany rindrina fanoherana na "Mur de soutiennement" izay anisany important indrindra amin'ny fanombohana fananganana trano iray mba hihazona ny tany na zavatra mavesatra amin'ny toerana iray (Izay ho azavaina kely etsy ambany)
izy ity dia nataonay oan'i client anakiray izay nametraka ny fahatokisana tanteraka. Koa raha manana fikasana ianao anangana trano (Plan 2D 3D -devis- constructions) na anao tohanio dia aza misalasala miantso na mandefa MP avy hatrany. Atokisana tsara ary manana NIF. ny Lieu kosa (chantier) dia visitable avokoa mba ho garanti ny asa vita.

Koa inona aza ny atao hoe mur de soutienement?Ny "mur de soutènement" dia ampiasaina mba hihazona ny tany na zavatra mavesatra amin'ny toerana iray, ka tsy hihotsaka na hidaraboka. Izy io dia tena ilaina indrindra amin’ny faritra misy:
-Tendrombohitra na terrain en pente
-Fiarovana amin’ny fihotsahan’ny tany na glissement de terrain (Raha tsy misy rindrina fanoherana, dia mety hisy fihotsahan-tany izay hanimba trano, lalana, na fotodrafitrasa hafa.)
-Ny "mur de soutènement" koa dia afaka mamorona toerana ambony kokoa ho an’ny parking, sns.
-Ampiasaina amin’ny "terrassement", izany hoe, fanamboarana am-pilaminana sy araka ny haavo ilaina amin’ny tany mivilana.

Contact : 033 11 979 32, 034 85 561 61

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Justin Randria - Plan & Construction posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share