11/05/2026
π’ Karazana semelles ho an'ny kiraro.
Anisany hanananay maro sy karazany maro ny semelles.
π Misy ho an'ny tenis, mocassins, rangers, kapakapa, Kito etc... maro be.
Misy pointures ihany koa, sady ny kalitao tsara sy ilay nahazatra hatrany nefa amin'ny vidiny mora dia mora βΊοΈ
π Pavillon 179 Analakely
π 038 97 943 36 / 037 60 914 17 / 037 65 344 49 / 033 81 104 55.
Whatsapp 038 79 543 16.
Efa manao livraison izahay π΅ ary mandefa amin'ny faritra ihany koa. Voir moins