OEKA Transform your imagination into reality with us. Our website : https://oeka.vercel.app

28/01/2025

📣 Ho antsika mpianatra sy ireo efa matihanina eo amin’ny sehatry ny fizahantany! 📚🌍 Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny English for Tourism Professionals MOOC ary hifarana ny 31 Martsa 2025. Ny fiofanana kosa dia afaka arahinao hatramin’ny 7 Aprily 2025. Araraoty ity fiofanana tovozin-davitra maimaim-poana ity hanamafisana ny traikefa hanananao.
Ity ny rohy ahafahanao misoratra anarana ho amin’izany : https://openenglishcommunity.org/page/massive-open-online-courses-moocs
---
📣 Attention to Tourism students and Professionals! 📚🌍 Enrollment for English for Tourism Professionals MOOC is now open and closes on March 31, 2025. You’ll have until April 7, 2025, to finish the course. Take this opportunity to enhance the English skills essential for success in the tourism industry.
Follow this link to register and complete the course: https://openenglishcommunity.org/page/massive-open-online-courses-moocs

🎓✨ Bourses d'excellence FSU 2025 aux 🇺🇸 ! 📅 Deadline : 1er mars 2025🏆 Financement complet pour étudier à la Florida Stat...
27/01/2025

🎓✨ Bourses d'excellence FSU 2025 aux 🇺🇸 !

📅 Deadline : 1er mars 2025

🏆 Financement complet pour étudier à la Florida State University :

- Frais de scolarité 📚
- Allocations mensuelles 💵
- Ressources académiques 🔍
- Réseautage 🌐

Critères : Excellents résultats, leadership, service communautaire.

👉 Postulez maintenant pour une expérience enrichissante !

🔗Lien : https://www.opportunites.mg/2025/01/bourses-dexcellence-de-la-florida-state.html

🎓🌍 Bourses E-JUST TICAD8 pour la STI 2025 ! 📅 Deadline : 8 févr. 2025  📚 Master & Doctorat en sciences/ingénierie  💰 Ent...
27/01/2025

🎓🌍 Bourses E-JUST TICAD8 pour la STI 2025 !

📅 Deadline : 8 févr. 2025
📚 Master & Doctorat en sciences/ingénierie
💰 Entièrement financées : frais de scolarité, logement, allocation mensuelle, soins médicaux, vol international ✈️

🔍 Éligibilité : chercheurs africains, pas militaires, intention de retourner à l'institution d'origine.

Postulez en ligne ! 📝✨

⭐ Pour plus d'informations, veuillez visiter le lien ci-dessous 👇
https://www.opportunites.mg/2024/12/bourses-detudes-africaines-e-just.html

Fantaro ny lalàna momba ny heloka anabaka na cybercriminalité Loi n° 2014-006 du 17 juillet 2014 sur la lutte contre la ...
18/01/2025

Fantaro ny lalàna momba ny heloka anabaka na cybercriminalité
Loi n° 2014-006 du 17 juillet 2014
sur la lutte contre la cybercriminalité

Andininy voalohany. - Ny teny hoe heloka anabaka (cybercriminalité) dia manondro izay fihetsika tsy ara-dalàna rehetra atao amin'ny alalan'ny rafitra na tambajotra informatika, na tambajotra ara-batana mifandray amin'izany, na misy ifandraisany amin'ny rafitra fampahalalam-baovao.

And. 6.- Izay rehetra miditra na mijanona amin'ny rafitra fampahalalam-baovao, na amin'ny ampahany na manontolo, amin'ny fomba tsy ara-dalàna araka ny voalazan'ny andininy faha-3 sy faha-4 etsy ambony, dia hosaziana onitra 100.000 Ariary ka hatramin'ny 10.000.000 Ariary.
Raha ny fidirana na ny fijanonana tsy ara-dalàna ao anatin'ny rafitra fampahalalam-baovao, na amin'ny ampahany na manontolo, dia miteraka fahasimbana, fanafoanana, fahapotehana, fanovana, na fanajanonana ny angon-drakitra ao anatiny, na koa manakana na manova ny asan'ilay rafitra, dia ho voasazy fanagadrana enim-bolana ka hatramin'ny dimy taona sy onitra 100.000 Ariary ka hatramin'ny 10.000.000 Ariary, na ny iray amin'ireo sazy ireo.

And. 7.- Izay rehetra, amin'ny fomba tsy ara-dalàna, mampiditra, manimba, mamafa, manova, manimba endrika, na manala angon-drakitra informatika, na manao fihetsika tsy ara-dalàna mba hanovana na hanafoanana ny fomba fanodinana na fandefasana azy, dia ho voasazy fanagadrana roa taona ka hatramin'ny folo taona sy onitra 2.000.000 Ariary ka hatramin'ny 100.000.000 Ariary, na ny iray amin'ireo sazy ireo.

And. 8.- Izay rehetra, amin'ny fomba tsy ara-dalàna, mampiasa angon-drakitra informatika simba, voafafa, potika, novaina, na niova endrika, dia ho voasazy fanagadrana roa taona ka hatramin'ny dimy taona sy onitra 2.000.000 Ariary ka hatramin'ny 100.000.000 Ariary, na ny iray amin'ireo sazy ireo.

And. 9.- Izay rehetra, amin'ny fomba tsy ara-dalàna, mampiditra, manova, mamafa, na manala angon-drakitra informatika ka miteraka angona sandoka, amin'ny fikasana hampiasana azy amin'ny raharaha ara-dalàna toy ny hoe tena marina izy, na azo vakiana mivantana na tsia, dia ho voasazy fanagadrana roa taona ka hatramin'ny folo taona sy onitra 2.000.000 Ariary ka hatramin'ny 100.000.000 Ariary, na ny iray amin'ireo sazy ireo.

Hitanao ato ny andininy rehetra :
https://arozaza.mg/ressource-type/loi-sur-la-cybercriminalite/

Free   You Need to Know About in  #2025APIs (Application Programming Interfaces) are essential tools for developers, all...
14/01/2025

Free You Need to Know About in #2025

APIs (Application Programming Interfaces) are essential tools for developers, allowing them to integrate third-party services into their applications. Here is an extensive list of free APIs available in 2025 across various categories, along with website links, descriptions, and sample code for each :

14/01/2025
10/01/2025

Mahasoa 🥰

One familly that i'll never forget 🥺
10/01/2025

One familly that i'll never forget 🥺

07/01/2025

Comment créer un compte Google sans numéro de téléphone ?

Ko satria betsaka isika no nanontany hoe ahoana no mamorona compte google na compte gmail tsy mila numéro, dia indro ny tuto ary.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 06:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OEKA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share