Le Coin des Techies

Le Coin des Techies 🚀 Internet rapide partout avec Starlink
📡 Kits & accessoires disponibles
📦 Livraison Tana/Province | 💬 Support réactif

07/06/2026

Salama e 👋

Starlink standard disponible en stock ho an'izay te hanao commande.

✅ Starlink Standard – avec activation
• Kit complet
• Frais d'activation
• Abonnement résidentiel avy atrany
• Tsy mandalo itinérance

💡 Marihina fa mety hiova arakaraka ny toerana (Tana na province) ny vidiny.

❌ Starlink Standard – sans activation
Kit standard tsy activé en rupture de stock ihany koa

❌ Starlink Mini – mbola rupture de stock amin’izao fotoana izao
Mbola miandry arrivage vaovao indray, araho hatrany ny pejy ahitanao oe raovina no misy stock disponible.

📦 Ny accessoires disponibles kosa dia :
• Câble RJ45 Starlink Original 45m 🆕
• Câble RJ45 15m
• Câble CAT8 20m
• Routeur Starlink
• Routeur avec alimentation pour mini
• Support mural Standard
• Support mural Mini

✔️ Produit Original
✔️ Kalitao azo antoka
✔️ Livraison manerana an’i Madagasikara

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana & Province

⚠️ Stock limité, ka aza tara 😉

Salama 👋🚀 Promo be ho an'ireo accessoires Starlink📦 Support mural Standard💰 175 000Ar fotsiny (au lieu de 200 000Ar)📦 Su...
31/05/2026

Salama 👋

🚀 Promo be ho an'ireo accessoires Starlink

📦 Support mural Standard
💰 175 000Ar fotsiny (au lieu de 200 000Ar)

📦 Support mural Mini
💰 160 000Ar fotsiny (au lieu de 180 000Ar)

📦 Câble CAT8 20m
💰 230 000Ar fotsiny (au lieu de 250 000Ar)

⏳ Ity promo ity dia manan-kery hatramin'ny vendredi 05 Juin à 13H.

⚠️ Aorian'izay dia hiverina amin'ny prix normal ireo accessoires ireo.

📦 Mbola misy en stock ihany koa ireto produit hafa ireto :
• Starlink Standard avec activation
• Starlink Standard sans activation
• Starlink Mini activé à Tana
• Câble RJ45 15m
• Routeur Starlink
• Routeur avec alimentation Mini

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana sy manerana an'i Madagasikara

⚠️ Stock voafetra — aza tara 😉

🚀📡

Salama 👋🚀 Promo be ho an’ny Starlink Standard (TANA ihany)📦 Starlink Standard💰 2 900 000Ar fotsiny (au lieu de 3 400 000...
25/05/2026

Salama 👋
🚀 Promo be ho an’ny Starlink Standard (TANA ihany)

📦 Starlink Standard
💰 2 900 000Ar fotsiny (au lieu de 3 400 000Ar)

🔥 Promo lehibe tsy fahita matetika ity ka araroty.

Ho an’izay mila connexion matanjaka sy stable ho an’ny trano na bureau.

⏳ Ity tolotra ity dia manan-kery hatramin’ny Zoma 29 Mai à 13H ihany

⚠️ Marihina fa TANA IHANY no tafiditra amin'ity promo ity fa ny prix province hafa.

Aorian’izay dia hiverina amin’ny prix normal izy

✔️ Connexion rapide
✔️ Abonnement illimité (Tsy mandalo itinérance)
✔️ Idéal ho an’ny famille, bureau, entreprise

📦 Misy ihany koa ireo karazana accessoires raha mila izany ianao :
• Câble Mini 30m
• Câble RJ45 15m
• Câble CAT8 20m
• Routeur Starlink
• Routeur avec alimentation pour mini
• Support mural Standard
• Support mural Mini

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana

⚠️ Stock limité — aza tara 😉

Salama e👋✨ Tolotra vaovao be ho anareo ato amin’ny Le Coin Des Techies.Ankoatra ireo offres Starlink efa misy dia misy n...
20/05/2026

Salama e👋

✨ Tolotra vaovao be ho anareo ato amin’ny Le Coin Des Techies.

Ankoatra ireo offres Starlink efa misy dia misy nouveauté vaovao beuuu koa izao 👀

📦 Kit Starlink Standard NON activé
💰 1 739 000Ar fotsiny

Ho an’izay te haka Starlink original sans activation 👌

Ary mbola disponible koa 👇

📦 Kit Starlink Mini
Activé Tana na province (miankina amin’ny toerana misy anao)
Abonnement résidentiel illimité
Tsy mandalo itinérance

✔️ Mora entina
✔️ Mora apetraka
✔️ Mety amin’ny déplacement sy trano

💡 Marihina: miova arakaraka ny toerana ny prix

📦 Kit Starlink Standard
Afaka ampiasaina avy hatrany
Connexion matanjaka kokoa
Avec abonnement résidentiel illimité

✔️ Idéal ho an’ny bureau
✔️ Utilisateurs maro
✔️ Usage intensif

📦 Misy ihany koa ireo karazana accessoires :
• Câble Mini 30m
• Câble RJ45 15m
• Câble CAT8 20m
• Routeur Starlink
• Routeur avec alimentation pour mini
• Support mural Standard
• Support mural Mini

✅ Produit original
✅ Bonne qualité
🚚 Livraison Tana & province

📲 Infos & commande : 034 41 305 16

⚠️ Stock limité — aza tara 😉

STARLINK ORIGINAL – ARRIVAGE VAOVAO 🚀Salama 👋Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.📦 Kit Starlink MiniActivé Ta...
19/05/2026

STARLINK ORIGINAL – ARRIVAGE VAOVAO 🚀

Salama 👋
Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.

📦 Kit Starlink Mini
Activé Tana
Abonnement résidentiel illimité
Tsy mandalo itinérance

Mora apetraka
Mety ho an’ny trano na déplacement

⚠️ Marihina : rupture de stock amin’ny province amin’izao ny Mini

💡 Miova arakaraka ny toerana ny prix (Tana sy province)

📦 Kit Starlink Standard
Afaka ampiasaina avy hatrany
Connexion matanjaka kokoa
Avec abonnement résidentiel illimité

Mety tsara ho an’ny usage lehibe
(bureau, famille maro, sns)

💡 Marihina : tsy mitovy ny prix Tana sy province

📦 Accessoires disponibles :
• Câble Mini 30m
• Câble RJ45 15m
• Câble CAT8 20m
• Routeur Starlink
• Support mural Standard
• Support mural Mini

✔️ Original
✔️ Tsara Kalitao

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana & province

⚠️ Stock limité — aza tara 😉

Salama tompoko o 👋Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.📦 Kit Starlink MiniActivé Tana na province (miankina am...
11/05/2026

Salama tompoko o 👋
Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.

📦 Kit Starlink Mini
Activé Tana na province (miankina amin’ny toerana misy anao)
Abonnement résidentiel illimité
Tsy mandalo itinérance

Mora apetraka
Mety ho an’ny trano na déplacement

💡 Marihina: miova arakaraka ny toerana ny prix (Tana sy province)

📦 Kit Starlink Standard
Afaka ampiasaina avy hatrany
Connexion matanjaka kokoa
Avec abonnement résidentiel illimité

Mety tsara ho an’ny usage lehibe
(bureau, famille maro, sns)

💡 Marihina: tsy mitovy ny prix Tana sy province

Fanazavana :

📡 Starlink Mini

Kely, mora entina
Maivana, mety ho an’ny voyage
Afaka mandeha amin’ny batterie na solar
Mora apetraka, mora ny installation
Internet stable fa natao ho “usage léger”

👉 Ho an’iza?
- Mpandeha mvoyage matetika
- Mpanao camping / aventur
- Freelance

🏠 Starlink Standard
Lehibe kokoa
Connexion matanjaka kokoa
Stable kokoa amin’ny fampiasana maro miaraka
Mila installation raikitra (trano na bureau)
Tsara ho an’ny streaming, work online, gaming

👉 Ho an’iza?
- Birao sy orinasa
- Asa freelance
- Utilisateur maro be

👉 Safidy tsotra:
Raha mobile be ianao → Mini
Raha mijanona fixe amin'ny toerana iray sy mila connexion matanjaka → Standard

💼 Fampiasana ara-barotra

✔️ Azo ampiasaina ho business (cyber, hôtel, bureau)
⚠️ Mila fitandremana amin’ny fizarana connexion
⚠️ Tsara kokoa ny Standard raha be mpampiasa

⚖️ Fampitahana tsotra

Mini = mora entina + flexibilité
Standard = matanjaka + stable
Samy mampiasa satellite mitovy

📩 Alefaso hafatra dieny izao ny commandenao na raha manana fanotaniana 👇

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana & Province

⚠️ Stock voafetra – izay tonga aloha, mahazo aloha.

STARLINK ORIGINAL – ARRIVAGE VAOVAO 🚀Salama 👋Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.📦 Kit Starlink MiniActivé Ta...
04/05/2026

STARLINK ORIGINAL – ARRIVAGE VAOVAO 🚀

Salama 👋
Tonga indray ny stock vaovao Starlink Original.

📦 Kit Starlink Mini
Activé Tana na province (miankina amin’ny toerana misy anao)
Abonnement résidentiel illimité
Tsy mandalo itinérance

Mora apetraka
Mety ho an’ny trano na déplacement

💡 Marihina: miova arakaraka ny toerana ny prix (Tana sy province)

📦 Kit Starlink Standard
Afaka ampiasaina avy hatrany
Connexion matanjaka kokoa
Avec abonnement résidentiel illimité

Mety tsara ho an’ny usage lehibe
(bureau, famille maro, sns)

💡 Marihina: tsy mitovy ny prix Tana sy province

📦 Accessoires disponibles :
• Câble Mini 30m
• Câble RJ45 15m
• Câble CAT8 20m
• Routeur Starlink
• Support mural Standard
• Support mural Mini

✔️ Original
✔️ Kalitao tsara

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana & province

⚠️ Stock limité — aza tara 😉

STARLINK ORIGINAL – Arrivage Vaovao 🚀Salama e!Tonga indray ny stock vaovao.Ho an’izay mila internet stable sy matanjaka ...
14/04/2026

STARLINK ORIGINAL – Arrivage Vaovao 🚀

Salama e!
Tonga indray ny stock vaovao.
Ho an’izay mila internet stable sy matanjaka 👇

📦 Kit Starlink Mini
Efa activé izy
Abonnement résidentiel illimité
Tsy mandalo itinérance

Mora apetraka
Mety amin’ny trano na déplacement

💡 Marihina: tsy mitovy ny prix Tana sy province

📦 Kit Starlink Standard
Efa vonona ampiasaina avy hatrany
Connexion matanjaka kokoa
Tonga dia mandeha, tsy misy complication

Tsara ho an’ny usage lehibe
(bureau, famille maro, sns)

💡 Marihina: miova arakaraka ny toerana ny prix (Tana sy province samy hafa ny prix)

📦 Accessoires disponibles :
• Câble Mini 30m
• Câble RJ45 15m
• Routeur Starlink
• Support mural Standard
• Support mural Mini

✔️ Original daholo
✔️ Kalitao tsara, maharitra
✔️ Installation azo antoka
✔️ Internet milamina, tsy miato

Te hanana connexion tsara ve ianao?
Izao no fotoana mety 👇

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana & Province

⚠️ Stock voafetra — aza tara 😉

Misaotra indrindra anareo rehetra 🤍✨izay nisafidy sy nividy Starlink teto aminay tamin’ity herinandro ity 🙏Misaotra tami...
26/03/2026

Misaotra indrindra anareo rehetra 🤍✨
izay nisafidy sy nividy Starlink teto aminay tamin’ity herinandro ity 🙏

Misaotra tamin’ny fahatokisana 🤝
Izahay dia mbola eto foana hanampy anareo hahazo connexion fluide sy stable ⚡🌐

Mankasitraka ny équipe rehetra koa tamin'ny asa vita rehetra.

📲 034 41 305 16
🚚 Livraison Tana/Province

🚀 Câble Cat8 20m – Matanjaka 🔥Raha mila connexion haingana, stable ary matanjaka, ity Câble Cat8 20m ity no vahaolana 💻⚡...
26/03/2026

🚀 Câble Cat8 20m – Matanjaka 🔥

Raha mila connexion haingana, stable ary matanjaka, ity Câble Cat8 20m ity no vahaolana 💻⚡

💥 Prix Promo: 230 000Ar (fa tsy 250 000Ar)
⚠️ 4 sisa no misy en stock — aza tara!

✅ Hafainganam-pandeha hatramin’ny 40Gbps
✅ Bande passante 2000 MHz
✅ Mifanaraka amin’ny Cat6 & Cat7
✅ Anti-interférences matanjaka

📲 Antsoy avy hatrany: 034 41 305 16
🚚 Manao livraison Tana / Province

⚠️ Stock limité — izay tonga aloha no mahazo aloha!

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Coin des Techies posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category