28/09/2024
🚛 Misy olana amin'ny injector-nao ? Mila fanamboarana na fanoloana ?
Tsy voatery tonga aty an-toerana ! Manome vahaolana mora ho anareo any amin'ny faritra izahay ! 😌
🔧 Fanaraha-maso, fanamboarana, ary fanoloana tanteraka ny injecteurs :
Izahay no miandraikitra ny fikarakarana ny injecteur-nao. Manatanteraka fanaraha-maso, fanamboarana, ary fanoloana pièces raha ilaina, miaraka amin'ny antoka fa tena voakarakara tsara ny asa.
📦 Ahoana ny fomba fiasan'izany ?
1️⃣ Alefaso amin'ny taxibrousse, Cotisse, na fitaovana hafa ny injecteur-nao.
2️⃣ Raisinay eny amin’ny station ny entana.
3️⃣ Ataonay ny fandinihana, fanamboarana, ary fanoloana piesy raha ilaina.
4️⃣ Averinay haingana ny injecteur-nao, vonona hampiasaina !
⚠️ Fanamarihana manokana : Ho an’ny injecteurs sasany toy ny Piézo-électriques sy ny Siemens, ilaina ny fananana ny fiara ho eo amin’ny toerana hanaovana test. Noho izany, tsara kokoa raha miaraka amin’ny fiara ny tonga aty amin'ny garazy ho an'ireo modely ireo.
🚚 Ho an’ireo injecteurs hafa kosa, dia tsotra sy haingana ny asa. Rehefa vita, dia averinay aminao ny injecteur-nao, vonona hiasa!
🔧 Asa haingana, matihanina, ary azo antoka.
Antsoy izahay dieny izao raha mila fanazavana fanampiny na handamina ny fandefasana ! 📞0389167127