15/02/2025
🔔SOS MARIAGE CONFERENCE 1ere Edition 2025‼️
📌Taorian'ny fizarana ny impact ' y SOS MARIAGE tamin'ny fanambadiana sy ireo tanora dia nizara fitaovana ara-panahy sy traikefa i Pastor Frank sy Pastor Sandrina, Mpanorina ny SOS MARIAGE.
📌Famerenana @ laoniny ny fanambadiana sy ny tokantrano, fiakarana @ haavo ambony kokoa @ fahatakarana mikasika ny planin'Andriamanitra no nozarain'izy ireo ka tena nampientanentana ireo mpanatrika.
📌Ary teo ampamaranana no nisian'ny fizarana mainampoana ny boky SOS MARIAGE Edition 1 sy ny tirage n'ny cadeaux fampiasa ao antokantrano ka nahazoan'ny lahatana voalohany "cocotte minute".
🌟Mankasitraka manokana ny Association "Dunamis" izay partenaire manokan'ny SOS MARIAGE
🌟@ SOS MARIAGE CONFERENCE Edition 2 2025 indray mihaona e!
Aza misalasala miantso anay raha mila tolotsaina mikasika ny fitiavana sy ny fanambadiana @ numero ☎️034 31 762 12.