I'Lainao TECH

I'Lainao TECH Téléphone, Accessoires Original, Conception en ligne, Logiciel ( 034 14 574 14)
Abonnez-vous ❤️

⛔Offre Disponible sur le Jeu Free Fire⛔Achat via Login 👌👌
04/07/2026

⛔Offre Disponible sur le Jeu Free Fire⛔
Achat via Login 👌👌

Fichier   sa   ilay ilainao? 🤔🤔 👇Alefaso aminay fotsiny ny lien dia alainay ho anao izany👇💵3000ar monja isaky ny Lien💴Mi...
31/03/2026

Fichier sa ilay ilainao? 🤔🤔
👇Alefaso aminay fotsiny ny lien dia alainay ho anao izany👇
💵3000ar monja isaky ny Lien💴
Midira hafatra miafina ra mahaliana anao ny tolotra

eo ndray ary oe 🫣
27/03/2026

eo ndray ary oe 🫣

 💯compatible Adobe Premier Pro💯 👌afaka alefa mail hatrany👌💴mp ra mahaliana anao ary💷
11/03/2026


💯compatible Adobe Premier Pro💯
👌afaka alefa mail hatrany👌
💴mp ra mahaliana anao ary💷

09/03/2026

😍Ho an’ilay nitady . 😍
iza amireo no tinao de midira mp ary
⛔️ny Tombony: tsy mamorona intsony, bataina ny LOGO (jpeg/png), ovaina ny texte de vita tompoko
💯afaka alefa mail na whatsapp💯

❤️Adobe Master Collection CC 2026❤️  👌👌⛔Version Pré-Cracké⛔Multilangue
07/03/2026

❤️Adobe Master Collection CC 2026❤️
👌👌
⛔Version Pré-Cracké
⛔Multilangue

🌀🌀🌀HORACIO🌀🌀🌀📌Nivadika ho rivodoza ka nomena anarana HORACIO ilay tangorondrahona ao amin'ny ranomasimbe Indiana! Any am...
21/02/2026

🌀🌀🌀HORACIO🌀🌀🌀
📌Nivadika ho rivodoza ka nomena anarana HORACIO ilay tangorondrahona ao amin'ny ranomasimbe Indiana! Any amin'ny maherin'ny 2000Km Atsinanan'ny mirontsirak'i Madagasikara no misy azy!
✅Efa noresahina matetika teto amin'ny pejy izy io.
👉Raha ny vina lavitr'ezaka hatreto dia tsy hakaty Madagasikara izy io fa ny Nosy rahavavy Maorisy na Rodriguez no mety ho voakasika!
✅Araho hatrany ny pejy
✅Zarao fa mety hahasoa ny hafa...

Ny antony mahatonga ny cyclone 🌀 Ny cyclone dia vokatr’ireto antony manaraka ireto:1️⃣ Ranomasina mafanaNy cyclone dia m...
12/02/2026

Ny antony mahatonga ny cyclone 🌀
Ny cyclone dia vokatr’ireto antony manaraka ireto:

1️⃣ Ranomasina mafana

Ny cyclone dia mitombo rehefa misy ranomasina mafana, matetika mihoatra ny 26–27°C. Ity hafanana ity dia miteraka etona sy rivotra mahery.

2️⃣ Rivotra miakatra sy mihodina

Rehefa miakatra ny rivotra mafana, dia mamorona faritra misy tsindry ambany. Misy rivotra hafa miditra manodidina azy, izay manomboka mihodina noho ny fihodinan’ny tany (effet Coriolis).

3️⃣ Tsy fifaneraseran’ny rivotra samihafa

Raha mifanena ny rivotra mafana sy rivotra mangatsiaka, dia miteraka fikorontanana izay manampy amin’ny fanamafisana ny rafitra cyclone.

Nahoana no mitranga matetika eto Madagasikara?

Akaikin’ny ranomasina mafana: I Madagasikara dia mipetraka akaikin’ny ranomasina, izay miteraka toe-javatra mety ho an’ny cyclone.
Vanim-potoana fahavaratra: Amin’ny vanim-potoana fahavaratra (Novambra–Aprily), dia mafana be ny ranomasina, ka mora kokoa ny miteraka cyclone.

Amin'ny ankapobeny, ny ranomasina mafana + hafanana miakatra + fihodinan’ny rivotra dia mitarika amin’ny fananganana cyclone.

Tsara ho fantatra.

🚨🚨 Destruction massive !!!! tsy bombe , tsy missile fa Cyclone GEZENI no namotika an'ny 75% ny tanàna.Tsy any Gaza na Pa...
12/02/2026

🚨🚨 Destruction massive !!!! tsy bombe , tsy missile fa Cyclone GEZENI no namotika an'ny 75% ny tanàna.
Tsy any Gaza na Palestine, tsy any Afghanistan, tsy Irak na koa any Somalie sy ireny firenena potikin'ny ady ireny fa à :
TAMATAVE 💔💔💔
Potika tanteraka

Address

Ambatomaro
Antananarivo
101

Telephone

+261341457414

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I'Lainao TECH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share