Paositra Malagasy Analakely

Paositra Malagasy Analakely Service financier et postal

27/02/2025

đź”–Aza miandry ela intsony, manokafa kaonty fitahirizam-bola aty amin'ny Paositra Malagasy hitsinjovanao ny vodiandromerika.

📍Natao ho an'ny sokajin'olona rehetra tsy ankanavaka.

📌Ireto avy ny taratasy ilaina :
👉CIN+Photocopie CIN 2
👉 Certificat de Résidence 2
👉Sary tapaka 3
👉Raha latsakin'ny 18 taona dia mila mitondra kopian'ny zaza.





04/12/2023

MANASA ANAO ANATONA NY PAOSITRA Paositra Malagasy Analakely

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261340099339

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paositra Malagasy Analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share