Huile Stove MG

Huile Stove MG Asa tanana Malagasy

04/09/2026
😱EH‼️‼️‼️fantatrao ve vokatra ratsy sy ny loto ny  TOERANA Aterakin'ny fanarinao ny Menaka vidange izay avy nampiasainao...
03/09/2026

😱EH‼️‼️‼️fantatrao ve vokatra ratsy sy ny loto ny TOERANA Aterakin'ny fanarinao ny Menaka vidange izay avy nampiasainao?

👉mamotika ny tontolo iainana,
👉madoto rano sy tany,
👉 manamaimbo ny tatatra,

✅NOHO IZANY AZA ARIANAO NY MENAKA VIDANGE! 🔥
😱 ILAY HEVERINAO HO FAKO… MBOLA AFAKA HAHASOA ANAO!

TOMBONY
jereo ao ato nge 👇
https://www.facebook.com/61554205094104/posts/122285405492140169/?app=fbl

😱EH‼️‼️‼️fantatrao ve vokatra ratsy sy ny loto ny  TOERANA Aterakin'ny fanarinao ny Menaka vidange izay avy nampiasainao...
03/09/2026

😱EH‼️‼️‼️fantatrao ve vokatra ratsy sy ny loto ny TOERANA Aterakin'ny fanarinao ny Menaka vidange izay avy nampiasainao?

👉mamotika ny tontolo iainana,
👉madoto rano sy tany,
👉 manamaimbo ny tatatra,

✅NOHO IZANY AZA ARIANAO NY MENAKA VIDANGE! 🔥
😱 ILAY HEVERINAO HO FAKO… MBOLA AFAKA HAHASOA ANAO!

🔰TOMBONY 🛢️ Menaka efa nampiasaina?

♻️ Avadiho ho angovo amin'ny alalan'ny Fatana Vidange.
🔥 Mahavita afo mahery
💰 Tsy miala vola sarbon intsony
♻️ Hampiasao indray izay efa noheverina ho fako
💡 Ny fako ho an'ny sasany, mety ho loharanom-bola sy fitsitsiana ho anao!

👀JEREO ATO NY VOKATRA azo aminy👇
https://www.facebook.com/reel/1557050752115189/?app=fbl

🇲🇬🔥 VITA ETO MADAGASIKARA. NATAO HAHARITRA.Rehefa mitady fatana tena matanjaka sy azo ianteherana ary  tena   ianao, dia...
31/08/2026

🇲🇬🔥 VITA ETO MADAGASIKARA. NATAO HAHARITRA.
Rehefa mitady fatana tena matanjaka sy azo ianteherana ary tena ianao, dia jereo ity modèle vaovao ity. 💪
🔥 FATANA VIDANGE – VITA MALAGASY
Namboarina ho an’izay mila fatana afaka miatrika fampiasana isan’andro, na ao an-trano na amin’ny asa mila fitsitsiana
✨ Ny mampiavaka azy :
🔸 Rafitra mafy o***a
🔸 Brûleur mahery
🔸 Flamme azo réglena araka izay ilaina
🔸 Double feu 🔥🔥, na simple feu 🔥
🔸 Azo ampiasaina amin’ny 12V sy 220V
🔸 Mety amin’ny fampiasana maro samihafa
👨‍🍳 Ho an’ny :
🏠 Fianakaviana
🍳 Mpanao sakafo
🍽️ Restaurant
🎉 Hetsika sy réception
🏕️ Voyage & camping
🇲🇬 Safidio ny vokatra vita Malagasy, ary manohana ny asa tanana eto an-toerana.
📲 +261 38 89 635 31
🛵afaka manao livraison ihany koa izahay no mampianatra anao ny fomba fampiasana azy
🚛 mandefa makany amin'ny faritra rehetra

👉 Alefaso MP na antsoy izahay dieny izao.
🔥 FATANA VIDANGE — VITA MALAGASY, VONONA HAMPANDEHA NY ASA!

Address

Ratsimandrava
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Huile Stove MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category