STD Pièces détachées Poids lourds

STD Pièces détachées Poids lourds Vente de pièces détachées neuves de marques pour les poids lourds. Adresse: Immeuble ZIMCO Ambohimangakely

Maka aina kely aloha rahampitso dia alatsinainy indray ary miona e!
14/08/2026

Maka aina kely aloha rahampitso dia alatsinainy indray ary miona e!

Salama eh!👋 Mbola hiresaka hisatra hatrany isika.Ity regleur de frein 10 dents ity indray no entinay, izay tsy afa-misar...
06/08/2026

Salama eh!👋

Mbola hiresaka hisatra hatrany isika.
Ity regleur de frein 10 dents ity indray no entinay, izay tsy afa-misaraka amin'ny poumon de frein.
Raha tsikaritrao fa efa malalaka loatra ny hisatra na tsy mahazona tsara intsony ilay kamiao rehefa mijanona, avy hatrany dia soloy ny regleur de frein!

Entana vaovao hatrany, azo antoka ary tsara kalitao no atolotray anao

📍Immeuble ZIMCO Ambohimangakely (En face GALANA Soava)
📞 Afaka miantso avy hatrany : 034 07 219 53 / 032 07 219 53

Salama eh! 👋Efa noresahintsika tao anatin'ny fikafika STD ny fomba ahafantarana hoe efa simba ve ny poumon de frein an'n...
04/08/2026

Salama eh! 👋

Efa noresahintsika tao anatin'ny fikafika STD ny fomba ahafantarana hoe efa simba ve ny poumon de frein an'ny kamiao. 🚚
Raha nanao ny fizahana ianao ka tsikaritrao fa efa tokony hosoloina ity farany amin'ny kamiaonao, dia tongava malaky aty amin'ny S.T.D Pièces Détachées ! ✨
Poumon de frein Type 30 vaovao be, matanjaka ary azo antoka tsara no miandry anao.
🛑 Aza adino mihitsy fa ny frein tsara kalitao no antoky ny fiarovana anao sy ny entanao eny an-dalana.

🏢 Toerana : Immeuble ZIMCO Ambohimangakely (En face GALANA Soava)
📞 Afaka miantso avy hatrany : 034 07 219 53 / 032 07 219 53

Ahoana no ahafantarana fa simba ny Poumon de Frein?Mba tsy ho tra-doza tampoka eny an-dalana, indreto misy fomba tsotra ...
31/07/2026

Ahoana no ahafantarana fa simba ny Poumon de Frein?

Mba tsy ho tra-doza tampoka eny an-dalana, indreto misy fomba tsotra ahafantaranao fa efa tokony soloina ny poumon de frein:

1️⃣ Henoy ny feon'ny rivotra:
Rehefa tsindriana ny frein ka misy feo ana rivotra mivoaka (fuite), dia efa mila jerena ny poumon de frein.

2️⃣ Jereo ny membrane sy ny ressort:
Raha hitanao fa harafesina na efa triatra ny ivelany, dia mila soloina fa mety ho vaky ny ao anatiny.

3️⃣ Hamarino ny valin'ny hisatra:
Raha mahatsapa ianao fa mihena ny herin'ny hisatra na tara kely vao mandray, dia fantaro fa efa vizana ny poumon de frein.

👉 Fehiny: Raha mahatsikaritra ny iray amin'ireo ianao, dia soloy avy hatrany ny poumon de frein mba ho lavitry ny loza eny ampandehanana!

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

Hamafiso ny rafitry ny hisatra amin'ny kamiaonao amin'ny alàlan'ity Soupape de protection à quatre circuits (4 Way Valve...
29/07/2026

Hamafiso ny rafitry ny hisatra amin'ny kamiaonao amin'ny alàlan'ity Soupape de protection à quatre circuits (4 Way Valve) manana kalitao avo lenta ity. Natao manokana ho an'ny modely TX310, NX400, ary T7H430.

Ny tombony ho anao?

🛡️ Miantoka ny fizarana rivotra amin'ireo circuit 4 tsy hisy olana.
⚡ Miaraka miaro ny circuit hafa raha misy fivoahan'drivotra (fuite) amin'ny ilany.
💯 Entana vaovao, matanjaka sady azo antoka tsara!

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

🔥 PROMO DE LA SEMAINE: Capteur de Niveau d'Huile Renault Trucks Premium !Aza avela amin'ny kisendrasendra ny fikojakojan...
28/07/2026

🔥 PROMO DE LA SEMAINE: Capteur de Niveau d'Huile Renault Trucks Premium !

Aza avela amin'ny kisendrasendra ny fikojakojana ny motera fa araho maso amin'ny alalan'ity capteur de niveau d'Huile ho an'ny Renault Trucks Premium ity.

Ny tomobny ho anao?

🛢️ Fanaraha-maso tsara ny haavon'ny menaka.
⚡ Mandefa fampitandremana ara-potoana eo amin'ny tableau de bord.
🏷️ Misy fihenam-bidy -40% be izao!

Araraoty dieny izao fa tolotra hatramin'ny sabotsy ihany ity ah!

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

Fanadiovana ny "réservoir d'air"Ny réservoir madio sy tsy misy rano mihandrona no miantoka ny hisatra handeha tsara sy a...
25/07/2026

Fanadiovana ny "réservoir d'air"

Ny réservoir madio sy tsy misy rano mihandrona no miantoka ny hisatra handeha tsara sy azo antoka eny an-dalana. Ireto ary misy fikafika hanadiovanao izany

1️⃣ Sintonina isan-kariva ny purge rehefa mijanona ny kamiao mba hivoahan'ny rano rehetra.
2️⃣ Zahao ny rano mivoaka, raha misy menaka miaraka aminy, dia mila jerena ny compresseur.
3️⃣ Kojakojao ny dessiccateur, soloy ny cartouche raha toa ka misy rano betsaka mivoaka foana isan'andro.

👉 Vokany : Mandeha tsara ny fizarana rivotra, tsy misy valve mikatso, ary azo antoka 100% ny frein!

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

👉 Kit Axe de Jumelle FEBI ho an'ny Mercedes Benz 307 Vahaolana ho anao ity mba hiarovana ny suspension tsy ho tapaka tam...
23/07/2026

👉 Kit Axe de Jumelle FEBI ho an'ny Mercedes Benz 307

Vahaolana ho anao ity mba hiarovana ny suspension tsy ho tapaka tampoka ary hiantohana ny fitoniana (stabilité) sy ny filaminan'ny fiara eny an-dalana, na dia mitondra entana mavesatra aza.

🛠️ Kit complet
💯 Kalitao FEBI Bilstein

Afaka miantso avy hatrany na mandefa hafatra miafina raha tsy afaka mandalo mivantana ianao

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

Salama e!Ity indray ny Bague Synchro BV ho an’ny Renault Trucks Premium.Raha tsikaritrao fa manomboka mafy ny vitesse, d...
22/07/2026

Salama e!
Ity indray ny Bague Synchro BV ho an’ny Renault Trucks Premium.
Raha tsikaritrao fa manomboka mafy ny vitesse, dia ity no vahaolana mba tsy ho simba ny boîte de vitesses!

⚙️ Mamerina ny fahalefahan'ny fampidirana vitesse.
💯 Entana vaovao, tsara kalitao sady mateza.

Afaka mandefa hafatra miafiana na miantso avy hatrany raha tsy afaka mandalo mivantana

📍 S.T.D Ambohimangakely (Immeuble Zimco – En face Galana Soava)
📞 034 07 219 53 | 032 07 219 53

Address

Immeuble Zimco, En Face Galana Soava, By-pass Ambohimangakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340721953

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STD Pièces détachées Poids lourds posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to STD Pièces détachées Poids lourds:

Shortcuts

Share