12/04/2026
Astuce de la semaine
- Télephone Mahamay sy Mafana -
Mba ambarao aminay ao amin’ny commentaire hoe ny mahatonga ny télephone iray mahamay na ihany koa mafana 🙂
Mila fantatsika mpampiasa telephone fa tsy mitovy ny mahamay 🤒 sy ny mafana 🤕
Misy tonga dia mi-panique be vao maheno mafana kely fa tsy mba hoe mahamay be vao tokony hi-panique 🤪
LOGIQUE ny telephone iray mafana satria miasa izy ohatra’ny machine rehetra miasa (UC, PC, console …) ; POSSIBLE ihany koa nefa izy hamay tampoka 🤔 raha mampiasa application mavesatraka ianao (exemple : maka video 4k FHD 😮).
Ilay mafana noho izany tokony tsy hahataitra atsika be fa ilay mahamay amzay noho raha sanatria izy tsy mampiasa application mavesatra nefa mahamay dia mety misy anomalie kely ao.
Tena heno, tsapa amin’ny touché à la main na takolaka io tompoko vao hoe mahamay izy zany fa tsy mafana kely dia hoe mahamay 😅😂. Aza afangaron🙂
Araho hatrany ny pejy tsika hafantaranao mismisy torohevitra sy ny tsara ho fantatra
📍Lieu TIA Analakely box 1-20 en face institut d’hygiène
✏️ Vente des iPhones original, accessoroires iPhone et accessoires Xiaomi
Un Vingt - TIA