Spécialiste Réparation Turbo

Spécialiste Réparation Turbo Spécialiste réparation turbo et vente CHRA toute marque de voiture🚛🔧🔨⚙️ 038 79 919 90

27/04/2026

Spécialiste réparation turbo voiture tout marque �0387991990

Tompona fiara manao taxi be ve ianao?Mpampiasa SPRINTER X12, X13,X11,X16, Crafter sns?🔧🔨 Atelier de  réparation TURBO  d...
27/04/2026

Tompona fiara manao taxi be ve ianao?
Mpampiasa SPRINTER X12, X13,X11,X16, Crafter sns?

🔧🔨 Atelier de réparation TURBO dia
🏆Manao ny asa rehetra mahakasika ny Turbo👍
🚗Manao ny fiara kely hatramin'ny lehibe indrindra raha sendra ireto olana ireto 🚛
✅Midonaka fotsy be ny fiara💨 (tapaka axe na misy manemo)
✅Fiara kely aina
✅Fiara minana menaka
Ny réparation dia misy hisafidianana maro na soloina REPAIR KITS,KIT COMPLET na ko CHRA
🛑CHRA :Rexton,sprinter,Gezt,kia pride,Citroen C4 sns.....🚘
🛠️Afaka mideplace izahay ary ny asa dia misy garantie sous facture avokoa🛠

Ary raha misy olona ny fiara nao kou aza misalasala miantso ny laharana 038 79 919 90 ✅ fa vonona ny hamone fafahampo anao izay

🚐Salama tompoko🚘🚚⛟Izahay reparation turbo dia manome fahafapo anareo amin'ny alalan'ny:🚘-KITS COMPLET🚗Na iany koa-REPAIR...
17/04/2026

🚐Salama tompoko🚘🚚
⛟Izahay reparation turbo dia manome fahafapo anareo amin'ny alalan'ny:
🚘-KITS COMPLET🚗Na iany koa-REPAIR KITS.
🚗Misy iany koa ny atao oe🚕CHRA⛟ho an'ny fiara rehetra:-starex SVX
-grand starex🚘
-kia sorento⛟
-kia pride🚚
-kia sportige🚓
-4D56,4M40,..??🚍🚑
🚓Ho an'ny fiara:-MIDONAKA FOTSY-KELY AINA-MIRAIKITRA VARIABLE-sns..??
🚘Misy garantie ny asa ary misy facture.
🚖Afaka mideplace iany koa izahay tompoko.
🏎Koa aza misalasala miantso ny laharana ra toa ka misy olana mahakasika ny turbo ny fiaranao.🚌🚍
Laharana:038 79 919 90

🚐Salama tompoko🚘🚚⛟Izahay reparation turbo dia manome fahafapo anareo amin'ny alalan'ny:🚘-KITS COMPLET🚗Na iany koa-REPAIR...
06/04/2026

🚐Salama tompoko🚘🚚
⛟Izahay reparation turbo dia manome fahafapo anareo amin'ny alalan'ny:
🚘-KITS COMPLET🚗Na iany koa-REPAIR KITS.
🚗Misy iany koa ny atao oe🚕CHRA⛟ho an'ny fiara rehetra:-starex SVX
-grand starex🚘
-kia sorento⛟
-kia pride🚚
-kia sportige🚓
-4D56,4M40,..??🚍🚑
🚓Ho an'ny fiara:-MIDONAKA FOTSY-KELY AINA-MIRAIKITRA VARIABLE-sns..??
🚘Misy garantie ny asa ary misy facture.
🚖Afaka mideplace iany koa izahay tompoko.
🏎Koa aza misalasala miantso ny laharana ra toa ka misy olana mahakasika ny turbo ny fiaranao.🚌🚍
Laharana:038 79 919 90

‎🛑 TANDREMO: NY FAMBARA 3 FA EFA TOKONY HOJERENA NY TURBO-NAO!‎‎Matetika isika mpamily dia manao tsirambina ny feo na ny...
17/03/2026

‎🛑 TANDREMO: NY FAMBARA 3 FA EFA TOKONY HOJERENA NY TURBO-NAO!

‎Matetika isika mpamily dia manao tsirambina ny feo na ny fihetsika hafahafa ataon’ny fiara. Raha misy turbo ny fiaranao, ireto misy fambara 3 tsy azo tsinontsinoavina:

‎1️⃣ Feo hafahafa (Sifflement): Raha vao manomboka misioka mafy loatra ny turbo rehefa manitsaka accelerateur ianao, dia mety misy "fuite d'air" na efa misy fahasimbana ao amin'ny turbo .

‎2️⃣ Setroka manga na fotsy matevina: Raha vao misy setroka hafahafa mivoaka eo am-pandehanana, dia midika izany fa misy menaka tafiditra any amin'ny "combustion". Loza ho an'ny motera izany raha mitohy!

‎3️⃣ Mihena ny herin'ny fiara (Perte de puissance): Tsy misy "reprise" intsony ny fiara, indrindra rehefa miakatra na hisongona. Sahala amin'ny hoe misy misintona mihemotra ilay fiara.

‎⚠️ Ny vokatry ny tandrevaka? Mety hipoaka ny turbo ka hitarika any amin'ny fahasimban'ny motera manontolo (moteur emballé).

‎🔧 Aza miandry ho tara! Eto amin'ny "Turbocare", izahay dia manana traikefa manokana amin'ny: ✅ Diagnostic feno ny Turbo. ✅ Fanadiovana sy fanafoanana ny loto (Calamine). ✅ Fanoloana "CHRA" na "repair kit" na "KIT COMPLET'.

‎👉 Mifandraisa aminay avy hatrany:
‎ 📞0387991990

Faly miharahaba antsika indray izahay Garage spécialiste réparation TURBO vonona anome fahafampo anao atrany izahayRaha ...
25/02/2026

Faly miharahaba antsika indray izahay Garage spécialiste réparation TURBO
vonona anome fahafampo anao atrany izahay
Raha to ka manana olana TURBO ianao 🚘🛠️🔧
mihinana menaka.
mietsika ny axe.
misy feo maneno na ko mikasoka.
miraikitra géométrie variable.
kely aina.
Ny asa mandalo ato amnay dia garentie 3 mois avokoa plus facture
☎️038 79 919 90
Mankasitraka indrindra tompoko

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Spécialiste Réparation Turbo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share