National Center

National Center National Center, leader dans la sonorisation et l'électronique depuis maintenant plus de 50 ans.

Support TV V-STAR CP602🛑Mahazaka hatramin'ny 50 KG🛑Tsy hataorana hilatsakaToerana:📍 Tsiazotafo (près Avance Center) na T...
24/08/2026

Support TV V-STAR CP602

🛑Mahazaka hatramin'ny 50 KG
🛑Tsy hataorana hilatsaka

Toerana:📍 Tsiazotafo (près Avance Center) na Tanjombato (Center OLYMPIA, 2ème étage)
Contact:📞 034 99 537 15

💡Ity misy fikafika kely hisorohana ny feo mandratra sofina.Mba ho mazava sy tsara ny feo amin'ny fetinao: Ataovy manalav...
24/08/2026

💡Ity misy fikafika kely hisorohana ny feo mandratra sofina.
Mba ho mazava sy tsara ny feo amin'ny fetinao: Ataovy manalavitra ny haut-parleur foana ny micro! 🎤🚫🔊

Mitady Sonorisation tsara kalitao ve ianao, tongava mivantana ety amin'ny National Center!

📍 Tsiazotafo (près Avance Center)
📍 Tanjombato (Center OLYMPIA, 2ème étage)
📞 Contact: 034 99 537 15

🎹CLAVIER MK 812 & CLAVIER MK 935 🎹🎶 Efa azonao jifaina ato amin'ny National Centerny CLAVIER MK 812 amin'ny vidiny 550 0...
20/08/2026

🎹CLAVIER MK 812 & CLAVIER MK 935 🎹
🎶 Efa azonao jifaina ato amin'ny National Center
ny CLAVIER MK 812 amin'ny vidiny 550 000 Ariary🎶 sy ny CLAVIER MK 935 amin'ny vidiny 725 000 Ariary🎼

Disponible ety amin'ny National center
📍Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center)
📍Tanjombato (Centre OLYMPIA,rihana faha-2)
📞034 99 537 15

Izany tokoa ve ry zareo?🤔Arakaraka ny habeany tokoa ve ny fidoboky ny Baffle?🤭🛒💡Tongava mivantana ety amin'ny National C...
19/08/2026

Izany tokoa ve ry zareo?🤔
Arakaraka ny habeany tokoa ve ny fidoboky ny Baffle?🤭

🛒💡Tongava mivantana ety amin'ny National Center raha toa ka mitady Baffle midoboka tsara
📍: Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center) & Tanjombato (Centre OLYMPIA, rihana faha-2)
📞: 034 99 537 15

🚀 Haut Parleur JBL / RCF 15" (38cm)  🚀Efa Tonga ato amin'ny National Center ity Haut parleur JBL ity!✅ 475 000 Ar Monja ...
18/08/2026

🚀 Haut Parleur JBL / RCF 15" (38cm) 🚀

Efa Tonga ato amin'ny National Center ity Haut parleur JBL ity!

✅ 475 000 Ar Monja kanefa dia midoboka mafy tsara!

Ireto avy ny toerana misy an'i National Center
📍 Tsiazotafo (akaiky avance center)
📍 Tanjombato (Center OLYMPIA, rihana faha-2)
📞 034 99 537 15

🔊BAFFLE NDR-7022!🎤 Livrenay miaraka amin'ny micro sans fil, izay amin'ny vidin'ny 1.125.000 AR Monja 🎶✅Bluetooth✅USB✅TWS...
17/08/2026

🔊BAFFLE NDR-7022!🎤 Livrenay miaraka amin'ny micro sans fil, izay amin'ny vidin'ny 1.125.000 AR Monja 🎶

✅Bluetooth
✅USB
✅TWS (Afahana mampifandray baffle 2)
✅FM Radio
✅TF Card

❌STOCK LIMITE❌

💡Tongava mivantana ety amin'ny National Center
📍:Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center) & Tanjombato (Centre OLYMPIA, rihana faha-2)
📞: 034 99 537 15

🔊 Vidin'entana takatry ny rehetra ato amin'ny National Center! 🎯Mitady fitaovana Électronique sy ho an'ny sonorisation t...
15/08/2026

🔊 Vidin'entana takatry ny rehetra ato amin'ny National Center! 🎯

Mitady fitaovana Électronique sy ho an'ny sonorisation tsara kalitao amin'ny vidiny mirary indrindra ve iano? 🎧✨
💡Tongava mivantana ety amin'ny National Center (✔️ Fitaovana mateza & tsara kalitao, ✔️ Serivisy haingampiasa)

📍 Adresse : Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center) & Tanjombato (Centre OLYMPIA, rihana faha-2)
📞 Contact: 034 99 537 15

# NationalCenter

📢 MISOKATRA  DEMI-JOURNÉE ISIKA RAHAMPITSO! 🔊😊 Misokatra rahampitso maraina manomboka amin’ny 08:00 hatramin’ny 12:30 ny...
14/08/2026

📢 MISOKATRA DEMI-JOURNÉE ISIKA RAHAMPITSO! 🔊

😊 Misokatra rahampitso maraina manomboka amin’ny 08:00 hatramin’ny 12:30 ny National Center.

🎶 Mbola vonona hatrany izahay hanome sy hanampy anao amin’izay ilainao amin’ny sonorisation sy matériel audio.✨

📍 Tsiazotafo près de l’Avance Center, Tanjombato, Center OLYMPIA au 2ème étage
📞 034 99 537 15

# NationalCenter

🎁 Araraoty ny fihenam-bidy amin'ireto VENTILATEURS SOUFFLEURS ireto!🔥 Manomboka amin'ny ❌32 000 AR❌ monja dia efa mahazo...
14/08/2026

🎁 Araraoty ny fihenam-bidy amin'ireto VENTILATEURS SOUFFLEURS ireto!
🔥 Manomboka amin'ny ❌32 000 AR❌ monja dia efa mahazo azy ato amin'ny National Center!

✨ Misy karazany 3 azo hisafidianana:
* X8 Violent Fan
* MINI High speed handheld fan
* Mini Jet Fan

Koa aza tara ary! Raha hanao commande ianao dia manasa anao handefa hafatra miafina na manatona mivantana amin'ny fivarotana akaiky anao:
📍 Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center)
📍 Tanjombato (Centre OLYMPIA, rihana faha-2)
📞 034 99 537 15

❌Aza tara fa efa kely sisa ity Perche TRÉPIED (2 en 1) ity!❌Miavaka foana hoa ny team mpaka sary miaraka amin'ity Perche...
12/08/2026

❌Aza tara fa efa kely sisa ity Perche TRÉPIED (2 en 1) ity!❌

Miavaka foana hoa ny team mpaka sary miaraka amin'ity Perche TRÉPIED ity e! 😉
Azo ampiasaina amin'ny smartphone rehetra! 📲 (🔄 Rotation 360° ,🎒 Maivana sady mora entina no afaka aforitra ihany koa🎬)

Ireto avy ireo modèle misy ato aminay:
🔹 Modèle P62 : 165 000 AR
🔹 Modèle Q185 : 155 000 AR
🔹 Modèle Q13 : 178 000 AR
🔹 Modèle Z6 : 195 000 AR

🚨 Ka tongava haingana ary dieny izao mitsidika ny magasin izay akaiky anao:
📍 Tsiazotafo (Akaikin'ny Avance Center)
📍 Tanjombato (Centre OLYMPIA, rihana faha-2)
📞 034 99 537 15

Address

Tsiazotafo, Immeuble National Center, En Face De La Station TOTAL
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00
Saturday 08:30 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when National Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category