11/04/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ & ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐
Mankasitraka an'ny zareo ao amin'ny Association FPFE- jeune Analamanga (Fรฉdรฉration pour la Promotion Fรฉminine et Enfantine) tamin'ny fametrahana fitokisana niantso ny Ekipa CreaFusion Group nizara ny traikefa amin'ny resaka animation entina miantsehatra amin'ireo hetsika maro samihafa, amin'ny iraka sy asa izay sahanin'ny fikambanana.