05/10/2026
4D56 sa CRDi ?
⚙️ 4D56 = code/famille moteur diesel Mitsubishi (2.5 L). Tsy système d'injection izy
⚙️ CRDi = Common Rail Direct Injection, dia technologie d'injection (anarana ampiasain'i Hyundai/Kia). Mitsubishi kosa milaza azy ho DI-D
🛑 NB :
Ny 4D56 dia misy version maro² : injection mécanique (pompe) ary version common rail (DI-D) vaovao kokoa.
Tsy 4D56 rehetra no CRDi/common rail fa arakaraka ny année sy ny version
⚠️ Raha mitady pièce, aza mijery ny modèle fotsiny. Jereo ny année + moteur + référence
🤝 Aleo manamarina aloha toy izay diso pièce !