28/07/2026
☎️038 68 542 13/037 53 360 45(WHATSAPP)
Salama tompoko ☺️ !
Ela2 izay,efa tonga izahay anome fafahampo ho anareo indray 🥹🥰
Izahay ato amin'ny Matériaux de construction by RINAH dia afaka mamatsy anao FITAOVANA FANORENANA TRANO tsara kalitao sy aminy vidiny mirary toy ny :
⬜ Brique :(MASAKA na SADA)
⬜ Fasika : MALEMY, MOYENNE, GROS GRAINS
⬜ Moellon :sur mesure/ordinaire
⬜Gravillon : MOYENNE
⬜ Caillasse
⬜ Pavé
⬜ Pierre plate
⬜ Blocage
⬜ Vato boda
_sns........
Mivarotra sy manao livraison izahay 🫶, arakaraka ny toerana misy anao ny frais de livraison 💗
Toerana : SABOTSY NAMEHANA 🫰👊
Andao ary iaraka anorina aminay eh🥹🫶💗