16/04/2026
Salama tompoko o👋👋
Amizao fiakarany vokatra Zao de mbola vonona anome fahafampo anareo izahay amin'ny karazany gony ze ilainareo atraminy 25kg /50kg/60kg/70kg/180kg/200kg/250kg/350kg mandefa any aminy faritra rehetra izahay na mandefa afatra miafina na miantso mivantana 🌾🌾🌾
Contact:📞034 80 923 14/ 033 79 581 29.