07/08/2026
Maha Tanora lalandava moa ny fitafy Malagasy ato @ Soaharilandy oo 🥰❤️
Mankasitraka Christian Ratovonony sy ♥️🥰
Gasigasy mamy tsara fa Zoma Mahafinaritra ee
Oay izaho marina kay nanana fandaharana hoe Vendredi Joli asa raha tadidinao, fa izao aloha
Inona ny hiran’ny Lolo sy ny tariny tena tianao ?
Aza hadinoina rahariva ny Revy Lôlô sy ny Tariny & Fara Gloum manomboka alina.
Ao amin’ny Le pavé Antaninarenina
Ny tapakila dia afaka jifainao eny an-toerana na amin’ity laharana ity 038 57 482 20 na ao amin‘ny Fabio Shop & Beauty Room, enceinte Horizon Itaosy box Fabio en face score.
Sun Event's
Akanjo Soaharilandy 🙏🙏