16/11/2022
Salama daholy o! Ireto ny liste ny ambiny entana ato ho anzay mbola mila ary o!
Moteur complet : BMW E46 320d, Boxer 2l, clio 1.2 ess, citroen berlingo 1.8l essence, DW8, 106 monopoint, honda diesel.
Misy koa ny moteur tsy misy boite toy ny opel zafira, clio, 206 (ess), opel 1.2l 16 valves, scenic 16 valves, mbola misy bas moteur koa ho any Renault DCI1.9L, 1.5L, 405 diesel.
Mbola misy ny amortisseur ho any clio 1, Twingo, golf 4, VITO, 306. Train avant ho any 306, C3, opel corsa, clio 1, BMW E46.
Radiateur : golf 4, clio 1, ZX, partner, twingo, berlingo, golf 3. Hydrovague : 106, VITO, golf 3, clio 1, BMW. pompe centrale VITO, BMW E46, 405, partner.
Mbola misy koa ny transmission sy crémaillère ho any 405, 406, 206, 106, Kangoo, berlingo, partner, opel zafira, saxo, golf 3, C3, ZX, scenic, twingo.
Tsy adino ny varavarana sy ny nécessaire hafaka amidy amnreo fiara ireo, mbola misy koa ny pièce ny BMW E46 naparitaka toy ny pompe assistée, alternateur, démarreur, injecteur....
Koa aza misalasala mitsidika aty am dépôt aty am farany bypass ambohimangakely à 250m tsy ahatongavana ny station galana misy ny dépôt ny holcim dia eo ny mitsofoka kely 40 m dia 1ere portail à gauche eo na miantso mivantana ny 0348805010